Other News

Sahanala S.A-BEI : 20 tapitrisa euros ho an’ny fambolena sy ny jono

Manohana ny fampiroboroboana ny sehatry ny fambolena sy ny jono ny Banky eoropeana ho an’ny fampiasam-bola (BEI). Nisitraka izany ny orinasa tsy miankina Sahanala S.A. Mitentina 20 tapitrisa euros ny fampindramam-bola avy amin’ny Banky eoropenina ho an’ny fampiasam-bola (BEI) ho an’ny orinasa tsy miankina Sa­ha­nala S.A. Hahena ny fiankinan-doha amin’ny […]

INDRAY MIJERY

10 mianadahy ireo mpianatry ny Akanin’ny marenina (Akama) 67ha niatrika ny fanadinana Bakalorea, nanomboka ny alatsinainy teo. Sokajy A2 avokoa izy ireo. Etsy amin’ny foibem-panadinana CEG Betsimitatatra no hanatanterahan’izy 10 mianadahy ny fanadinana. Adika amin’ny teny tanana avokoa ny laza adina rehefa voazara. Mahatratra 24 707 ireo tanora miatrika ny […]

TARATRY ny KANTO

Hisehatra eny amin’ny Lycée NDA Mahitsy i Lôla sy ny tariny. Hotontosaina ny alahady 23 jolay izao io seho io, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Mazava loatra fa tafiditra anatin’ny hetsika vita Bacc ny seho. Hamerina ireo hirany rehetra taloha, na milamina na mihetsika i Lôla. Hiampy ireo hira […]

Vox Angeli Vivace : nivoaka ny rakikira manokana, « Tsy hay hadinoina »

« Seha-pikarohana ara-javakanto na « laboratoire de musique » ny Vox Angeli. Ny mozika izay mety sy afaka trandrahana ho kanto dia ezahina avoitra avokoa ». Fana­za­vana nomen’i Fahombia­zana Andrianamelasoa io. Izy no mpitarika ny Vox Angeli Vivace. Mivelatra amin’ny mo­zika, araka izany, ity amboaram-peo ity, na dia manana fironana […]

MFF andiany faha-18 : fantatra ny mpitsara ny fifaninanana

Navoakan’ny tomponandraikitra, omaly, ny mpitsara voafidy mialoha, hitsara ny fifaninanana mandritra ny “Madagas­court Film Festival” (MFF) andiany faha-18. Miisa 5 izy ireo, ahitana olona manana ny maha izy azy eo amin’ny sehatry ny horonantsary. Ity hetsika lehibe ity izay hotanterahina ny 18 hatramin’ny 26 novambra 2023, eto Madagasikara. Mandrafitra izany […]