Ramatoa 37 taona, namoy ny ainy, tetsy amin’ny fokontany Manjaka Ilafy, omaly maraina. Niala ny trano ny harivan’ny alakamisy teo, efa nosakanan’ny zanany izy. “Hitaky vola aman’olona no nialany tao an-trano tamin’ny 5 ora hariva”, hoy ny fanazavan-dRakotonarivo Njaka, andrimasom-pokonolona ao amin’ny fokontany. Niandry ny fiverenany ilay zanany. Tsy hita […]
Other News
RN7 : tratra ireo mpitoraka fiara
Voasambotry ny zandary avy ao amin’ny borigadin’Antanifotsy, afakomaly, ireo andian-jatovo mihetraketraka mpitoraka fiara sady mpanakan-dalana eny amin’ny lalam-pirenena fahafito (RN7). Mody misotrosotro toaka ry zalahy ka rehefa mamomamo avy any amin’ny lanonana vao manao ny asa ratsiny. Ireo fiara mandalo no mitondra faisana amin’ny alalan’ny tora-bato. Misy ireo taksiborosy efa […]
Fianakaviana voaroba : ampangain’ny taim-bala ny mpitandro filaminana
Voaroba ny fianakaviana iray, omaly misasakalina. Nirefodrefotra ny basy. Fantatra tamin’ny laharan’ny taim-bala fa fitaovam-piadian’ny mpitandro filaminana no nampiasaina. Nitrangana fanafihana mitam-piadiana mahery vaika tao Ambanimaso, fokontany Soavina, kaominina ambanivohitr’Ilaka Centre, distrikan’Ambositra, omaly misasakalina. Niditra an-keriny tao amina tokantrano iray ny jiolahy miisa valo, nirongo fitaovam-piadiana. Nandrahona sady nanambana basy […]
Tir en l’air du 08 juillet 2023
Basket – 11e JIOI :Naoufal Uariachi à la rescousse
Enfin, les équipes nationales malgaches de basketball 5×5 et 3×3 hommes et dames entreront en regroupement à partir de lundi, en vue des 11e Jeux des îles de l’océan Indien (JIOI). Sous cette optique, l’expert de la Fédération internationale de basketball association (Fiba), le Marocain Naoufal Uariachi, apporte son expertise […]






