Other News

Tany sy trano: misy ny fepetra takiana ahazoana manofa na mividy

Azon’ny  vahiny atao, mandeha irery na anatin’ny fikambanana manaraka ny lalàna malagasy, ny mividy sy/na manofa tany sy trano eto an-toerana mandritra ny fotoana maharitra. Azon’ny vahiny maniry honina eto Madagasikara ny manao « bail emphytéotique » ho tambin’ny hofan-trano amam-bolana na aman-taona. Hahazoana manana fahafahana toy ny tompon-trano ny « bail » atao eto, […]

Trano fonenana: endriky ny elanelana eo amin’ny fari-piainana

Tsy manara-penitra ny ankamaroan’ny trano fonenana eto Madagasikara. Endriky ny fahantran’ny vahoaka maro anisa eto amin’ny firenena izany. Maro sy hita ny trano najorojoro, tsy misy fahazoan-dalana avy any amin’ny kaominina na firafitra avy amin’ny teknisianina, indrindra ny any ambanivohitra. Tsy misy ny fikojakojana ny trano. Misy ihany anefa ireo […]

FANTINA sy FINTINA

“Haverina ho vondrombahoaka itsinjaram-pahefana ny fokontany”, hoy ny mpitarika ny Mihavana Tour, Randrianasoloniaiko Siteny. Tsy maintsy haverina ny fifidianana ho lehibem-pokontany, izay efa tsy nisy nandritra ny 20 taona. Hanafainganana ny raharaham-panjakana sy ny filan’ny vahoaka no tanjona amin’izany. Nohelohin’ny holafitry ny mpanao gazety (OJM) ny herisetra natao tamin’ireo mpitrandaraka […]

Andrianainarivelo Hajo: “Voafitaka izahay fa tsy izao ilay fanovana”

Naneho hevitra momba ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Mala­gasy miara-miainga, Andria­nainarivelo Hajo, omaly. Voa­resaka ny fifidianana sy ny nialany amin’izao fitondrana izao. Nambarany tamin’ny fandaharana, amin’ireo fahitala­vitra maromaro fa niala izy ireo. “Tsy noesorina fa nanapa-kevitra ny tsy handray anjara intsony na nisy fanomezan-toky homena toerana aza. Tsy nety […]

Mbola voageja

  Mihamazava tsikelikely ny raharaham-pirenena. Mibaribary fa mbola baikoin’ny mpiara-miasa vahiny i Madagasikara. Tsy afa-miala amin’ny vahohon’ny mpanohana teknika sy ara-bola. Tsy maintsy hisy ny fifidianana, araka ny tetiandro navoakan’ny vaomiera mahaleo tena momba ny fifidianana ireny. Efa misy ny ampaham-bola nentina niasa. Manom­boka hivoaka ihany koa ny famatsiana avy […]