Avy amin’ny voka-pikarohana nataon’ny mpikaroky ny Ivontoerana manofana sy mikaroka momba ny tontolo an-dranomasina sy ny jono (IHSM) Toliara no nahazoana nanao andrana tamin’ny fiompiana zanga, tao amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Zava-dehibe ny fiarovana ny rohivoahary an-dranomasina ao Andavadoaka, najoro ny club Alo, ivondronan’ny tanora maro manentana miaraka amin’ny mpiasan’ny […]
Other News
TARATRY ny KANTO
AFT Andavamamba – Hetsika maroloko Hanokana ny andro anio ireo Alliances Françaises rehetra maneran-tany, hanamarihana ny faha-140 taona nisian’ity rafitra maneran-tany ity. Hisy ny hetsika maroloko ho an’ny AFT Andavamamba, manomboka amin’ny 10 ora. Ankoatra ireo hetsika ara-kolontsaina marobe, hanana ny toerany koa ny lafiny fanabeazana sy ny fampianarana ny […]
Tomboka havatse : mampiseho ny tantaram-piainan’ny olona mitondra azy
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Teinturerie Ampasanimalo, ny hetsika “Havatse Dago Tattoo Fest”, andiany voalohany. Hivondronan’ireo mpisehatra rehetra amin’ny fanaovana tatouage sy percing eto Madagasikara. Tanjona ny hampahatsiahivana ny rehetra fa tafiditra anaty kolontsaina malagasy ny fanaovana izany. Eritreretin’ny olona fa jiolahimboto na tsy misy dikany ny olona manao tomboka havatse, […]
« Concert d’orgue » : omena lanja i Noël Rakotoarivony
« Tsy mbola nisy », « Natolotrao ho avotray », « Falifaly »… Hanakoako mandritra ny « Concert d’orgue » hotanterahina ny 9 jolay izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, eny amin’ny FJKM Ambaniala Malala, ny sanganasan’i Noël Rakotoarivony. Ny antoko mpihira Zanak’i Ziona no hihira izany eny an-toerana. Seho karakarain’ny Sampana tanora kristianina sy ny Fikambanan’ny mpitendry […]
Antenimierandoholona : lany nasiam-panitsiana ny tolo-dalànan’i Rossy
Raha hivoaka ho lalàna, tsy mbola ato ho ato. Nitondra fanitsiana maromaro ilay volavolan-dalàna nataon’ny solombavambahoaka Rossy, ireo loholona, omaly. Tolo-dalàna laharana faha 002-2022/PL, tamin’ny 01 jona 2022, mahakasika ny fanavaozana ny lalàna laharana faha-94-036, mahakasika ny « propriété littéraire et artistique ». Natolotry ny solombavambahoaka sady mpanakanto Rahasimanana Paul […]






