Other News

Face-à-face: les sénateurs saluent les réalisations du gouvernement

Les membres du gouvernement sont passés hier devant les sénateurs, dans le cadre de la séance de présentation du rapport d’activités du gouvernement. Contrairement à ce qui s’est passé à l’Assemblée nationale, une certaine ambiance de complicité entre ministres et sénateurs a régné à Anosikely. Au lieu d’une simple présentation […]

Tsipy kanetibe – «Mada 2023» : nanjakan’ny ekipan’ny BIC ny fifaninanana

Tontosa ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Ivato, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny taranja tsipy kanetibe. Nisongadina ny ekipan’ny BIC izay nandrombaka ny tompondaka teo amin’ny «sé­ni­or» lahy sy vavy. Voaho­so­tra ho tompondakan’i Ma­da­ga­sikara ho an’ny lehilahy, i Bary sy i Jacquy ary i Fa­ra­tina. Lasan’i Judicael sy i Miary […]

Basikety-N1B (L) : tompondaka ny Cosfa Analamanga

Nikatona, ny faran’ny heri­nandro teo, tany Moron­dava, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly, N1B sokajy lehilahy. Voahosotra ho tompondaka nandritra ny fifaninanana, ny ekipan’ny Cosfa An­alamanga. Nifanandrina ta­min’ny ekipan’ny SBBC Boeny, teo amin’ny famaranana, ity ekipa tompondaka ary nahazo ny fandresena, tamin’ny isa 65 no ho 53. Fan­dre­sena efa nampoizina ihany […]