Other News
Bojy ny 14 Jona 2023
Haiady – Self défense : nampiofana ireo tempana mainty i Sicard
Mandalo eto Madagasikara, amin’izao fotoana izao, ilay Frantsay, i Olivier Sicard, 6ème Dan Kukkiwon sy 7è Dan Chung do Kawan, amin’ny taekwondo WT. Nanome fiofanana ho an’ireo tempana mainty sy ireo tempana mena hanaovana fanadinana hiakarana grade atsy ho atsy ny tenany, ny alatsinainy lasa teo, teny amin’ny Dojo Sorang […]
Tsipy kanetibe – «Mada 2023» : hifantenana izay handrafitra ny ekipam-pirenena
Araka ny fanapahan-kevitra niarahan’ny filohan’ireo ligim-paritra sy ireo mpitantana ny klioba ary ny mpanohana, tinapaka fa hotanterahina ny 16 ka hatramin’ny 18 jona ho avy izao, eny amin’ny kianja Ivato, ny fifaninanam-pirenena amin’ny taranja tsipy kanetibe. Misokatra ho an’ireo mpilalao rehetra manana ny kara-pilalaovana ara-dalàna ary eken’ny Federation sport boule […]
“Fiba World Cup U19”: hihaona amin’i Chine i Madagasikara
10 andro mialohan’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja basikety “Fiba World Cup U19”, izay hatao any Debrecen, ny 24 jona – 2 jolay, hanao fiofanana any Serbia ny Ankoay. Araka izany, misy lalao andrana efatra ataon’ity ekipam-pirenena malagasy ity, ao amin’ny “Centre Vizura sport” Belgrade. Anisan’izany, ny fifanandrinan’izy ireo […]






