Mampiroborobo ny taninketsa indostrialy ny fampitomboana sy fanatsarana ny voka-pambolena, indrindra ny famokarana mitodika amin’ny tsena eto Madagasikara. Hampifandray ny fikambanan’ny tantsaha mpamokatra amin’ireo sehatra tsy miankina sy mpanodina ny vokatra eto Madagasikara. Hampiakatra avo ny famokarana mitodika amin’ny tsena (agribusiness) sy hampiakatra avo ny kalitao ny vokatra eto amintsika […]
Other News
Fiatrehana ny fetim-pirenena: nanome toromarika hentitra ny MDN
Tokony hisy ny fifandrindrana asa eo amin’ny rafitra mpibaiko sy ny mpanatanteraka, araka ny fanazavan’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rakotoarijaona Josoa… Mamita iraka any amin’ny faritra Atsinanana ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotoarijaona Josoa sy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Serge Gellé, hotronin’ny lehiben’ny Etamazaoron’ireo […]
Fifanaraham-piaraha-miasa : harenina ireo TVM/RNM simba any amin’ny faritra
Maro ireo faritra sahirana amin’ny fahazoana ny haino aman-jerim-panjakana TVM sy RNM. Vokatry ny takaitra navelan’ny rivodoza nifanesy, indrindra i Freddy, ny ankamaroany, any amin’iny faritra avaratra atsinanana ka hatrany atsimo atsinanana iny. Ankoatra ireo asa maika efa nataon’ny eo anivon’ny Ofisim-pirenena misahana ny onjampeo sy ny fahitalavi-pirenena (ORTM), izay […]
SÔRONGO 2023 : fantatra avokoa ireo mpanakanto
«Ambanja rendez-vous», hoy ny hiran’ny Dr JB. Fotoana ifanomezana tokoa ny «Festival Sôrogno” isan-taona. Nanatombo ireo mpanakanto handray anjara amin’ity. Anisan’ireo «festival» ankavitsiana tsy niato hatramin’izay nisiany ny «Sôrogno any Ambanja. Antony iray mampipetraka ny lazan’ity hetsika ara-kolontsaina sy ara-toekarena ity ny fiomanana mialohan’ny fotoana. 3 volana mahery alohan’ny fotoana […]
Hiragasy: tsara fanombohana ny tsena
Volana jona, ao anatiny tanteraka ny fampisehoana adin-kiragasy… «Tsara fanombohana kokoa ny tsena raha oharina tamin’ny taon-dasa», hoy i Dadafara, iray amin’ireo mpikarakara seho eo amin’ny tontolon’ity zavakanto malagasy ity. Raha ny fanazavany hatrany, somary nitodika tamin’ny hiragasy ny Malagasy noho ny fanentanana natao azy ireny ho any amin’ny fiverenana […]






