Ho avy eto Madagasikara, ny zoma 16 jona ho avy izao, ny delegasion’ny Black Star Ghana. Ahitana mpilalao 24 sy mpijery ary mpanao gazety avy any an-toerana, lehibe mpitantana izany. Maneho ny firaisankinany manoloana ilay lalao baolina kitra, hihaonan’i Madagascar sy i Ghana, etsy Mahamasina, ny 18 jona ho avy […]
Other News
Fizahantany: hanomboka rahampitso ny hetsika ITM
Atao eny amin’ny CCI Ivato, ny 15 ka hatramin’ny 18 jona izao, ny hetsika “International tourism fair Madagascar” (ITM) andiany fahasivy. Lohahevitra amin’ity taona ity ny fizahantany lovain-jafy anatin’ny haitao ara-kajy mirindra. Hiavaka tanteraka ny hetsika noho izy tsy nisy nandritra ny telo taona. Hivory mandritra ireo fotoana ireo ny […]
Araka ny didim-pitsarana : an’ny tantsaha ny tany Laniera secteur 12
Nanao fihetsiketsehana ny tantsaha mamboly eny Laniera, secteur 12 (XII), ny sabotsy 10 jona teo. Satria, mbola misy manakorontana foana izany fitompoana ny tany izany. Ilay novakiana nanamboarana ny lalana avy eny Tsarasaotra mankany Ivato ity toerana ity, ahitana tanimbary sy fambolena legioma samihafa. Voasokajy ho fanajariana ny tany eny […]
Vondrona eoropeanina-Mef : tombanana ny Fed faha-11
Natao, omaly, teto Antananarivo, ny fivoriana nanombanana ny fandaharanasa ao anatin’ny Tahirimbola eoropeanina ho an’ny fampandrosoana (Fed), andiany faha-11. Mamatsy vola azy ny Vondrona eoropeanina (UE), izay nanomboka ny taona 2014 hatramin’ny 2020, mitentina 492 tapitrisa Euros. Anisan’ny sehatra voakasika ny fanamboarana fotodrafitrasa (204 tapitrisa Euros), toy ny lalana, ny […]
Mahajanga : tolotra vaovaon’ny CNaPS
Manome tolotra vaovao ny Tahirimbolam-pirenena ho an’ny fiahiana sosialy (CNa PS). Natao sonia, omaly, tany Mahajanga, ny fifanarahana eo amin’ny Foibe haino sy torolalana (CEO) ao amin’ny CNaPS sy ny toeram-pitsaboana Ziona Vaovao FJKM Mangarivotra, ny hopitaly loterana Antanimalandy (HLA) ary ny toeram-pitsaboana Fanantenana Katolika Tsararano Ambony. Tanàna faharoa nanaovana […]






