Tontosaina anio, eny amin’ ny foibe toeran’ny Havàtsa-UPEM, Tahala Rarihasina Analakely, ny Atrikasa fanoratana tantara foronina karakarain’ny fikambanana Havàtsa-UPEM. Ity hetsika ity izay tafiditra ao anatin’ny iray volana anandratana ny teny malagasy. Amin’ity anio ity, Ranjatohery Harilala, mpampianatra sy mpikaroka ary mpanoratra tantara foronina no hitarika ny atrikasa. Tanjona amin’izao […]
Other News
« 14ème Slam national » : efa fantatra ny datin’ny hetsika
Fantatra taorian’ny fandraisan’anjaran’i Madagasikara, tamin’ny fiadiana ny amboara eran-tany fa hotanterahina ny 21 septambra 2023 hatramin’ny 30 septambra 2023, eto Antananarivo, ny «Slam National» andiany faha-14, karakarain’ny fikambanana Madagaslam. Maro ny ezaka entina hanatsarana ity andiany faha-14 ity, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra mpikarakara. Efa manomboka mahazo laka eto Madagasikara ny […]
Unesco – Arisivam-pirenena: « Tsy misy afaka hiroso, tsy manana fototra iaingana », hoy Ravelojaona Manda
9 jona, Andro iraisam-pirenena ho an’ny arisiva. Ankoatra ny fampitana hafatra avy any amin’ny Unesco foibe, anisan’ny nanamarika io vanim-potoana io i Madagasikara. Tamin’ny alalan’ny velakevitra narahina fifanakalozana no nanatanterahina izany. Ravelojaona Manda, Sekretera jeneralin’ny Vaomieram-pirenena malagasy momba ny Unesco (SG. Com/Nat.Unesco) Iray amin’ireo nanasongadina ny maha sarobidy ny arisiva […]
Depiote Ratsiraka Roland : “Ilaina ny fanitsiana ny tetibola”
“Mihazakazaka ny governemanta fa ho avy ny fifidianana ka manao fanambarana be dia be. Eo ny fananganana ny faritra faha-24 Ambatosoa. Tsy azo atao petatoko ny zava-drehetra. Aiza ny vola hanatanterahana an’izany? Nefa tsy atao ny volavolan-dalàna fanitsiana ny tetibolam-panjakana”, hoy ny depiote, Ratsiraka Roland. Tao anatin’ny 60 taona, tsy […]
Olan’ny fampianarana ambony sy ny politika : nomen’ny Seces hatramin’ny faran’ny jona ny fanjakana
Nomen’ny Seces nasionaly hatramin’ny faran’ny jona ity, hamahana ny olan’ireo mpampianatra mpikaroka ny fitondram-panjakana. Takin’ izy ireo koa raha dila izany fe-potoana izany ny hanesorana tsy misy hatakandro ireo olona, vato misakana ho amin’ny fampandrosoana ny fampianarana ambony. “Tsy maniry ny hikatsoan’ny fampianarana sady tsy te hanan-dratsy vokatry ny tsy […]






