Natao sonia, omaly 9 jona, ny fifanarahana famatsiam-bola 100 tapitrsia dolara, eo amin’ny Banky Iraisam- pirenena (BM) sy ny fanjakana malagasy, nosoloin’ny minisitry ny Toekarena sy ny tetibola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo. Mizara telo ny sehatra hampiasana ity 100 tapitrisa avy amin’ny Banky Iraisam-pirenena ity. Voalohany, hanamafisana ny fahaiza-mitantana ny lafiny […]
Other News
Fitsirihana ny lisi-pifidianana: miisa 29 000 ireo anarana miverimberina
Natao, omaly, teny Alarobia ny famelabelarana ny valin’ny fitsirihana ny lisitry ny mpifidy. Namelabelatra ny valin’ny fitsirihana nataony ny manampahaizana avy amin’ny Tim sy ny avy amin’ny firaisamonim-pirenena “Hetsika fampiraisana kristiana ho an’ny firenena – HFKF”. Niatrika izany ny komity, ahitana ny solontenan’ny fiaraisamonim-pirenena sy ny mpanao politika, ny birao maharitry ny […]
Antohomadinika : mpianaka mpanaparitaka rôrô
Noraisim-potsiny! Maro ny fitarainana voarain’ny polisy mahakasika ireo tanora mandray zava-mahadomelina eny Antohomadinika. Nisy ny fidinana ifotony nataon’ny polisy manao fanamaniana sivily avy ao amin’ny kaomisaria boriborintany fahafito (CSP7) 67ha teny an-toerana. Fantatra nandritra ny fanadihadiana nataon’ny polisy fa mpianaka no anisan’ny mpanaparitaka roro ao Antohomadinika atsimo. Tratra teo am-panaovana […]
Iles Eparses : hanampy an’i Madagasikara amin’ny fitakiana i Rosia
Fiaraha-miasa sy fifandraisana efa ampolo taonany maro ny misy eo amin’i Rosia sy i Madagasikara. Tontosa, omaly, teny amin’ny masoivohon’i Rosia, eny Analamahitsy, ny fankalazana ny andron’i Rosia. Fotoana natao hahatsiarovana ny nanambarana ny fiandrianam-pirenen’ny Rosianina ny 12 jona. Manampahefana maro sy olom-panjakana samihafa no tonga nisolo tena ny fitondram-panjakana tamin’izany lanonana izany. […]
Vanim-potoana lehibe: mila midio ny rehetra
Fomba fanaon’ny Malagasy ny fanadiovana na fidiovana amin’ny vanim-potoana lehibe iray. Nampiasain’ny Malagasy fahiny ny afo, ny rano, sns. Nitondra harendrina ny ankizy ho fanadiovana ny lolo ratsy na fanahy ratsy mety hanimba ny tanàna iray manontolo. Mandro sy midio amin’ny rano sy ny zava-maniry ny tsirairay, mba hadio ka […]






