Other News

Fakana an-keriny: tovovavy avotry ny miaramila, jiolahy roa voasambotra

Ravan’ny miaramila ny andian-jiolahy mpaka an-keriny sady mpandroba tao amin’ny distrikan’i Soavina. Takalon’aina iray votsotra teny amin’ireo olon-dratsy. Avotr’ireo miaramilan’ny Holafy faharoa ao Soavina, avy ao amin’ny “Bataillon d’infanterie” Fianarantsoa teny am-pelatanan’ny dahalo ny tovovavy iray nalain’izy ireo an-keriny tao amin’ny fokontany Saro­pody, distrikan’i Soa­vina, omaly maraina tamin’ny 10 ora. […]