Other News

FANTINA sy FINTINA

Nampitandrina ny rehetra, indrindra fa ny mpitondra, Raharinaivo Andrianantoandro, avy amin’ny Vondrona Ampandrana. Nambarany fa tsy mipetra-potsiny ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry, manoloana ny raharaham-pirenena. « Mila mitandrina isika fa sao hiady an-trano eto », hoy izy. Ho any Toliary indray ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc, ny 21 febroary izao. […]

Rakoto Andrianirina Fetison: « Ny fomba fisainana no manova ny lalana »

Nivoaka amin’ny fahanginany ny filoha nasionalin’ny antoko Roso ho an’ny demokrasia sy ny sosialy (RDS), Andrianirina Fetison. Nam­barany fa tsy ny teny no manova. « Ny fomba fisainana no manova ny lalana », hoy izy raha naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena. Nanteriny, tamin’izany, fa afaka mifampiresaka rehefa mipetraka ny fifampitokisana. Afaka […]

Ny soa atao …

  Anatin’ny asa fanarenana hatrany ny voina navelan’ny rivodoza Gezani ny Malagasy. Efa mandeha ny tolo-tanana avy eto an-toerana sy avy any ivelany. Efa mazava rahateo ny fitsipi-dalao nosoritan’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta. Anatin’ny mangarahara tanteraka ny fitsinjarana sy ny fitantanana ny fanampiana ho an’ny traboina. Tsy hilefitra amin’ny mpandika lalàna […]

Fivorian’ny Vondrona Afrikanina : Hiady ny hanafoanana ny sazy ny delegasionina malagasy

Efa any Addis Abeba, andro maromaro, ny delegasionina malagasy hiatrika ny fihaonana an-tampon’ny Vondrona Afrikanina (UA). Mitarika azy ireo amin’ny fandresen-dahatra any an-toerana ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Razanamahasoa Christine. Anisan’ny nandray ny minisitra tamin’izao diany any Addis Abeba izao ny filohan’ny vaomieran’ny UA, Mahamoud Ali Youssouf, omaly. Nambaran’­ ny delegasionina […]