Other News

Fibatana fonjamby-Afrika : iray ihany ny atleta malagasy

Hanainga, anio, ho any Tonizia ny delegasiona malagasy hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja fibatana fonjamby, hatao ny 12 hatramin’ny 19 mey izao. Atle­ta iray ihany no afaka mandray anjara noho ny tsy fahampian’ny hoenti-manana, araka ny nambaran’ny federasiona malagasin’ny fibatana fonjamby, Randriamanarivo Harinelina, omaly. Efa ela, hoy izy, […]

Rugby – «Women’s cup 2023» : hidona voalohany amin’ny Makis Ladies i Kenya

10 andro mialohan’ny hanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ta­ranja rugby lalaovin’olona 15, sokajy vehivavy, anio. “Wo­men’s Cup 2023” ho an’ny Diviziona 1. Fihaonana hampiantranoan’i Madagasikara, ny 20 hatramin’ny 28 mey ho avy izao. Firenena efatra no hiady lohany amin’izany dia i Madagasikara, i Cameroun, i Afrika Atsimo ary i […]

« Prize money » Chan 2022 : niakatra ho 300 000 dolara ny anjaran’ny Barea

Araka ny toromarika nomen’ny filoha Rajoelina Andry, nakarina ho 60 % ny vola na “Prize money” homena ny mpilalaon’ny Barea sy ny Staff. Tapaka izany taorian’ny fivoriana niarahan’ny rehetra, omaly. Lelabola 300 000 dolara na 1 320 000 000 Ar eo ho eo, izay 60 % an’ilay 500 000 dolara na 2 200 000 000 Ar no tambin-karama hatolotra […]

Mozika Akostika: hiaka-tsehatra indray i Mami Bastah

Hanatanteraka fampisehoana ho an’ny eto Antana­na­rivo, ny takarivan’ny zoma 12 mey 2023, ao amin’ny Le Zoma Antaninandro, i Mami Bastah. Seho miavaka, hikaloany ireo hira nahafantarana azy hatramin’izay, miaraka amin’ny zavamaneno fi­tendriny no hasehony amin’ io fotoana io. “Mpanakanto efa tsy zoviana amin’ny maro intsony no hiaka-tsehatra amin’io fotoana io […]