“Anisan’ny solombavambahoaka tohina aho manoloana ny fanambarana toy ireny. Miantso ny solombavambahoaka maro anisa namako eo anivon’ny Antenimierampirenena aho hanao ny dingana hanalana an’ireo solombavambahoaka tsy manaraka ny fepetra sy ny lalàm-pitondran-tena mba tsy ho anisan’ny solombavambahoaka intsony.” Io ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tany Miarinarivo, tamin’ny anaran’ny IRD, Rakotondrasoa […]
Other News
Lalatiana Rakotondrazafy : “Tsy mihevitra hametraka Tetezamita ny fanjakana”
Mazava ny fanambaran’ny mpitondra tenin’ny governemanta sady minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina (MKS), Lalatiana Rakotondrazafy. “Tsy mihevitra fitondrana tetezamita izany ny fitondram-panjakana”, hoy izy. “Tsy mihevitra ny hametraka Tetezamita ny fitondrana ankehitriny. Tsy marina avokoa ny resabe tato ho ato”, hoy izy. Nohamafisiny fa tsy mitombina ny filazana ny […]
Tandindonin-doza !
Mizotra mankaiza ary ity firenena ity? Mahavalalanina ny fivoaran’ny fiarahamonina. Mijininika hatrany ny ra na an-drenivotra na any ambanivolo. Samy manampatra ny heriny avokoa izay manana ny hery na mahita hirika hanaovana izany. Mahoraka ny fitsaram-bahoaka manerana ny Nosy. Manao izay danin’ny kibony mihitsy ny fokonolona, raha vao mahita fomba […]
Nivadika ho milisy: zazafotsy sivy voatifitra, takalon’aina ny miaramila
Nivadika ho milisy ! Nihantsy mpitandro filaminana ny « Zazafotsy ». Nandratra zandary, nanao takalon’aina miaramila, nandroba basy. Raikitra ny fifandonana, sivy no maty. Nirefodrefotra ny basy sy ny grenady, omaly, tany Anjiajia, distrikan’Ambatoboeny. Raikitra ny fifandonana teo amin’ny andrimasom-pokolona “Zazafotsy”, izay nivadika ho milisy mitam-piadiana, sy ny mpitandro filaminana. Vokany hatramin’ny ora […]
Tsiadana : jiolahy roa maty voatifitry ny polisy
Tokantrano iray saika niharan’ny fanafihana mitam-piadiana , omaly alina , tetsy Tsiadana. Nifanehitra tamin’ ny polisy mpanao fisafoana teny an-toerana ny jiolahy roa. Nandositra avy hatrany izy ireo rehefa nahita ireo mpitandro filaminana. Raikitra taorian’izay ny fifanenjehana sy ny fifandonana teo amin’ny roa tonta. Nirefodrefotra ny basy ary namaly tifitra […]






