Other News

« Volana iray, mpanoratra iray » : hampahafantarina ny sanganasan’i Perle Rasoloarijao

Maro tsy tambo hisaina raha ireo mpanoratra, poeta, mpankafy ny literatiora ma­lagasy. Misy ireo efa fanta-daza, tamin’ny vanim-potoana taloha na ireo ankehitriny. Betsaka toy izany koa anefa ireo takontakona any, miaraka amin’ny sanganasany. Sehatra natao hampahafantarana ireo rehetra ireo, na ny mpanoratra na ny sanganasany ny tetikasa “Vola­na iray, mpanoratra […]

Herinandron’i Eoropa : hisy hetsika ara- javakanto eo Analakely

Nanomboka omaly, notarafin’ny jiro maka ny lokon’ ny Vondrona Eoropeanina ny Lapan’ny Tanànan’Anta­nanarivo, etsy Analakely. Nentina nanamarihana ny “Andron’i Eoropa”, izay mitohy ho “Herinandron’ i Eoropa” izany. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny lafiny zavakanto, ka anisan’izany ny hetsika izay hotontosaina eo amin’ ny tokotanin’ny Lapan’ny Tanàna, rahampitso 11 mey. Hisy […]

Hatsikana “Stand up” : hanao seho tokana ho an’ny Malagasy i Fary Lopes

Tafiditra ao anatin’ny firenena hanaovan’i Fary Lopes fampisehoana, amin’ity taona ity, i Madagasikara. Anisan’ny sangany eo amin’izany sehatra misy azy izany ity mpanao hatsikana ity, ary ao anatin’ny fitetezana firenena maro amin’izao fotoana izao. Hotanterahina ny 21 mey 2023, eny amin’ny Novotel Alarobia, ny hetsika iarahana amin’i Fary Lopes, mpanao […]

Fifidianana : vonona hanampy ny UE

Ny fepetran’ny Vondrona eoropeanina (UE): arakaraka ny vola eo an-tanan’ny fiombonambe iraisam-pirenena no ha­ha­zoany mandray anjara amin’ ny fanampiana. Izay ny nambaran’ny ambasadaorony, i Isa­bel­le Delattre, tamin’ny fanombohana ny herinandron’ny Von­drona eoropeanina teny Ankorondrano, afakomaly. Vonona hanampy ry zareo amin’ny fifidianana filohan’ny Repoblika. Hihena anefa ny fanampiana. Tsy toy ny […]

Fikarakarana fifidianana : hisy fitsirihana farany ny lisitry ny mpifidy

“Mbola hisy ihany ny fa­ha­zoana manao fanamarinana faharoa aorian’ny 31 mey ho an’izay vao nisoratra anarana vaovao taty aoriana. Izay ilay hoe fitsirihana faharoa. Saingy fohifohy ihany ny fe-potoana hahazoana manao izay.” Io ny fanazavan’ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, ny amin’ny famaranana ny fanamarinana ny lisitry ny mpifidy vonjimaika, arakaraka […]