Nanakoako tany am-piangonana, nanomboka omaly, ny hira Krismasy ho fanomanana ny fo amam-panahy hiatrika ny fanamarihana ny fiavian’ilay Mpamonjy. Nanomboka omaly, araka izany, ny Advento na Fiaviana ho an’ny tetiandro litorjika. Efatra herinandro mialoha ny fetin’ny Noely ny Advento, manomboka amin’ny andro alahady. Omaly alahady 27 novambra 2022 hatramin’ ny […]
Mois : novembre 2022
Ankatoky ny fety: mbola mangatsiaka ny tsena
Iray volana sisa dia higadona ny fetin’ny Krismasy. Tsy mbola hita taratra eny an-tsena anefa ireo entana mampalaza izany fety izany. Tara raha oharina ny tamin’ny taon-dasa ny fiparitahan’ny karazan’entana eny an-tsena toy ny girlandy, haingon-trano, kilalao, jiro madinika handravahana ny trano, hazonoely… Ny entana vaovao mihitsy no tsy mbola […]
CUA- First Immo- Fondation Axian: EPP dimy misitraka ny tetikasa “Zaridaina an-tsekoly”
Misy ny sehatra ampiroboroboana ny sekoly manana tokotany sy zaridaina eto an-dRenivohitra. Ampiharina amina EPP maromaro, araka izany, ny tetikasa “Voly First Immo” hahazoana izany vokatra izany. Notokanana teny amin’ ny EPP Imamba, ny zoma teo, ny tetikasa “Voly First Immo”, izay iarahana amin’ny Fondation Axian sy ny orinasa First […]
Filoha Rajoelina Andry Nirina: « Tsy avelantsika ho tapaka sy hisy sakana ny asa fampandrosoana an’i Madagasikara”
Herintaona mahery mialoha ny fahataperan’ny fotoam-piasany, mitohy ny fanatanterahan’ny Filoham-pirenena sy ny fitondrana izay tarihiny ny velirano. Any amin’ny faritra Fitovinany izy nitokana fotodrafitrasa sy vatofototra maromaro, nanomboka omaly. Nanomboka omaly, hitohy anio ny fitsidihana ataon’ny Filoham-pirenena Rajoelina Andry ny any amin’ny renivohitry ny faritra Fitovinany, ao Manakara. Anton-diany ny […]
Judo-“Tournoi International”: mangataka fanohanana i Nampoina
Sambany eo amin’ny tantaran’ny Judo malagasy ny fandraisana anjaran’ny judokas jamba, ny fifaninanana hahazoana tapakila hiatrika Lalao Olympika. Hihazo an’i Kodokan Japan, ny 6 desambra izao, hiatrika ny “Grand Tournoi International” natokana ho an’ny mpikatroka manana olana ara-pahitana na jamba, Rakotoarivelo Nampoina Daniel, judokas jamba. Mbola tsy ampy anefa ny […]




