Les éléments des forces de défense et de sécurité, au sein de la gendarmerie, de la police nationale et de l’armée, seront mobilisés dans les quatre coins de la Grande île pour sécuriser les fêtes de fin d’année. Les éléments des forces de défense et de sécurité, vont renforcer leur […]
Mois : décembre 2022
Olan’ny Barea Chan : “Niteny ratsy ahy ny mpanazatra” hoy i Tsilavina
“Opa reny sy tabataba ary hatezerana, nasesikin’ny mpanazatra, raha toa ka hiala-tsiny sy hanazava ny antony nahatara ahy, ny tenako.” hoy i Fanomezantsoa Tsilavina na i Drogba, mpilalao an’i Fosa Junior Boeny, tao anaty tambajotra serasera, omaly. Tsiahivina fa, niala tao anaty fampivondronan’ny Barea, teny Carion, i Drogba, ny asabotsy […]
Fanomanan-tena amin’ny Chan : hidona amin’i Congo Brazza sy i Niger ny Barea
Ambony ny moralin’ny mpilalaon’ny Barea de Madagascar na nisy fisavoritahana kely aza. Vonona ny ekipa. Hiatrika lalao tsapa atsy Tonizia mialoha ny Chan 2023 ry zalahy . Ho fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2023”, tanterahina any Alzeria, ny 13 janoary ka hatramin’ny […]
Kenpo/MMA : nahafa-po ny taom-pikatrohana 2022
Fahombiazana tanteraka no azon’ny federasiona malagasy ny Kenpo/MMA, nandritra ny taom-pikatrohana 2022. «Saika vita avokoa ireo fampiofanana, ary vao tamin’ny faran’ny herinandro teo ihany koa ny fifaninanam-pirenena, izay nahitana fiakarana lentan’ny teknika», hoy Rakotonindriana Parfait, filohan’ity federasiona ity, izay nanamafy fa isan’ny tena nahitana fivoarana be ny avy any amin’ireo […]
Judo-Mada 2022 : 37 mianadahy nahazo grady
Nikatona tanteraka omaly, nandritra ny fiadiana ny tompondaka an’i Madagasikara, ny taom-pikatrohana 2022, ho an’ny taranja Judo. Ho fanamarihana izany fiafaranan’ny taona izany, 37 mianadahy nampiakarina grady (13: 1er Dan, 7: 2e Dan, 14: 3 e Dan, 1: 4e Dan, 2: 5 e Dan) . “Niavaka ity fampiakarana grady ity […]




