Efa hatramin’ny 22 desambra lasa teo no nisian’ny fanambarana avy tamin’ny “service des oeuvres” eo anivon’ny oniversiten’i Barikadimy, Toamasina fa tokony hiala ny trano misy azy ny mpianatra rehetra. Hisy ny fanamboarana sy fanarenana ireo fotodrafitrasa, toy ny trano fonenana, izay misy fahasimbana nohon’ny fahanterana. Eo koa ny simba vokatry […]
Mois : décembre 2022
ONG Merci : asa mendrika ho an’ny olona manana fahasembanana
Nikarakara hetsika lao-bary an-dasy ho an’ny olona manana fahasembanana ny ONG Merci, omaly, tetsy Faravohitra. Nampitondraina ny lohahevitra hoe : “asa mendrika ho an’ny olona manana fahasembanana, manome lanja ny zony hiasa mitovy amin’ny olon-drehetra”. Misedra olana maro eo amin’ny sehatry ny asa ny olona manana fahasembanana eto Madagasikara. Anisan’ […]
Raharaha Ankatso II: sazy mihantona 2 taona sy lamandy 15 tapitrisa Ar ny talen’ny CrouA
Nomelohin’ny fitsarana sazy mihantona roa taona sy lamandy 15 tapitrisa Ar ny talen’ny CrouA, nandritra ny fotoam-pitsarana mikasika ny raharaha fandravana tamboho teny Ankatso II. Niakatra fitsarana, omaly, tetsy Anosy ny raharaha fandravana tamboho, anenjehana ny talen’ny CrouA. Nivoaka ny didy ka nomelohin’ny fitsarana sazy mihantona roa taona sy lamandy […]
« Noelin’ilay fanjakana »: Seho miaraka amin’ny Sa.mi.a
Mitohy hatrany ny fankalazana ny Krismasy 2022 ao amin’ny FJKM Ambodihady vaovao Ambohimanarina. Mbola hanatanteraka izany anio hariva, manomboka amin’ny 6 ora sy 20mn ny rantsana Sekoly Alahady Mihira Ambodihady (S.a.mi.a). Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana hotanterahin’ireto ankizy sy tanora ireto eny an-tsehatra ny fiantsana tononkalo, ny tsianjery, ny « commédie musicale »… […]
« Réveillon 2022 » : Maro isafidianana ny tolotra homen’ireo mpanakanto
Misy maro, arakaraky ny fahefa-manaon’ny tsirairay ny fety hamaranana ny taona 2022 sy handraisana ny 2023. Ankoatran’ireo hisafidy ny hijanona an-trano miaraka amin’ny fianakaviana, ireto misy tolotra maromaro iarahana amin’ireo mpanakanto malaza ,ny alin’ny 31 desambra. CCI Ivato –“Golden Hour” Anisan’ireo fety malaza indrindra hamaranana ny taona ny “Golden Hour”, […]




