Tontosa ny talata 20 desambra 2022 teo, teny amin’ ny Institut Français de Madagascar na IFM , ny «134ème Concert Classique de Midi». Fampisehoana karakarain’ny Madagascar Mozarteum, nandraisan’ny Ensemble Vocal Hiraitra anjara, notronin’ny International Carol Suites. Matihanina tanteraka ny fikarakarana ary nanome seho mendrika sahaza izany ny mpandray anjara. Voatazona foana ny […]
Mois : décembre 2022
Hetsika “One revolution” : Seho an-tsehatra ho an’ny zanaky ny lalana
Hanatanteraka hetsika lehibe, natao ho fanampiana ireo zanaky ny lalana ireo mpikambana ao amin’ny One revolution. Lohahevitra hitondrana izao fifanomezan-tanana izao ny “One revolution tia zaza andiany fahefatra”. Natao hampifalifaliana ireo zanaky ny lalana izany, amin’ ny alalan’ny seho an-tsehatra hatao ny 24 desambra ho avy izao, manomboka amin’ny 10 […]
Kabary – Fimpima 60 taona : hisy ny fifaninanana hira faneva
Taona 2023, hankalazaina maneran-tany ny faha-60 taonan’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy (Fi.Mpi. Ma). Hisy, noho izany, fifaninanana hira faneva ho an’izay fankalazana izay. Tafiditra ao anatin’ny fepetra arahin’ny hira mifaninana ny fanajana ny sata mifehy ity fikambanana lehibe ity. Tonony amin’ny teny malagasy ka misy feon-kira mandravaka izany. Tsy voafetra kosa […]
Seho ampitain-davitra: hizara ny kanto ny Anoka Bà Gasy
Na aiza na aiza, afaka manaraka ny fampisehoana. Fantatra fa anjaran’ny tarika Anoka Bà Gasy indray no mizara ny kantony amin’ny alalan’ny “live streaming”, ny zoma 23 desambra izao, manomboka amin’ny 9 ora alina, ora eto Madagasikara. Tetikasa izay lasa anaran’ny tarika, ahitana an’i Mbola Talenta, Haja Telofangady, Ralanto, Beauzaka […]
Distrikan’Ankazoabo Atsimo : tsy mbola nandray karama ireo mpanisa mpifidy
Velon-taraina ireo mpanisa mpifidy. Nambaran’ireo misahana izany asa izany any Ankazoabo Atsimo fa tokony haloa ny tambin-karaman’izy ireo amin’izao fanatanterahana ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy izao. “Mbola betsaka ny asa miandry anay. Tsy fantatray anefa hatramin’izao ny tambin-karamanay. Tsy mbola nisitraka izany izahay hatramin’izao”, hoy ny mpanisa mpifidy, […]




