Mois : décembre 2022

Le Maroc jusqu’au bout ?

Vu l’état de forme de grandes équipes à l’entame du Mondial qatari, nous avons annoncé la probabilité de voir une sélection asiatique ou africaine en demi-finales à la fin de la phase de groupes (édito du 5 décembre). Finalement, c’est le Maroc qui crée l’exploit en sortant tour à tour […]

Ady amin’ny kolikoly : nankalazaina ny Andro iraisam-pirenenana

Anisan’ny hetsika tafiditra anatin’ny velirano faha­telo napetrak’Andriamatoa Rajoe­lina Andry, Filohan’ny Re­poblikan’i Madagasikara, ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena amin’ny ady amin’ny kolikoly. Ton­ga ni­tarika ny fankalazana ny faha 20 taonan’izany hetsika izany, i Mahatante Pau­bert, minisitry ny Jono sy ny Toe-karena manga (MPEB),teny Ampan­dri­nom­by, omaly. To­ga na­natrika izany koa ny mpanolon-tsaina […]

Tsy fahampian’ isa : misahana 28.000 ha ny teknisianin’ala iray

Tsy mahasahana ny ve­laran-tany rakotra ala raha ny isan’ny teknisianina eo amin’io sehatr’io ho an’i Mada­gasikara. Mian­draiki­tra velaran’ala 28.000 Ha ny teknisianina iray raha toa ka tokony 250 Ha izany. “Misy ireo toerana izay sarotra tantanina noho io tsy fahampian’ny isa io”, hoy ny mpandrindra na­sionaly eo anivon’ny Mi­nis­­teran’ny tontolo […]

Ady amin’ny Kolikoly : ady tany no itoeran’ny fisolokiana be indrindra

Nankalazaina omaly 9 de­sambra 2022 ny Andro iraisam-pirenena ny ady amin’ny kolikoly. Nanen­tana sy nanamafy izany ady izany ny CSI * ho fantatry ny rehetra ka nanokana famelabelaran-kevitra amina lohahevitra « ny ady amin’ny kolikoly ao anatin’ny fanajana ny zon’olombelona ». Noresahina : ady tany eny amin’ny fitsarana, nataon-dRtoa Rakoto­be Nelly, mpitsara ; momba […]