Saika ahitana olana avokoa manerana ny faritra maro, ary anisan’ny tena fototry ny olana ny famoahana didim-pitsarana. Eo koa mikasika ny lalàna mifehy ny fananan-tany, toy ny sata mifehy ny tany navelan’ny mpanjanantany, izay tokony efa miverina amin’ny fanjakana ary hisitrahan’ny mponina nanajary. Mahatsapa ny fikambanana Sehatra iombonana ho an’ny […]
Mois : décembre 2022
Festival Zaza Rap Taiza : nosoloina ny 2Bal i Ol’kainry
Tsy ho isan’ny hiatrika ny “Festival Zaza Rap Taiza”, ihany koa i Ol’kainry. Tsy afaka tamin’ny ora farany ity mpanakanto vahiny ity. Ny 2Bal izay efa eto Madagasikara amin’izao no nasolon’ny mpikarakara azy. Izy ireo izay hiaka-tsehatra ny asabotsy 10 desambra 2022 amin’ny 7 ora hariva. “Tsy mora ny mikarakara […]
Rallye Bosch CT Motors : nizotra tsy nisy tomika ny andro voalohany
Nizotra tsara ny andro voalohany amin’ny Rallye Bosch CT Motors. Nandray ny fiaingana avokoa ireo fiara 31 hifaninana amin’ity. Ny dingana manokana “ES” miisa 3 no notanterahin’ireo mpifaninana tamin’izany. Ny “ES 1”, nampitohy an’ny Radio Nederland sy Avaratsena Talata, mirefy 8, 56 km no natao voalohany. Ny “ES 2”, Ampaneva […]
Orange Pro League : hifandona ny Cosfa sy ny Uscafoot
Hiditra amin’ny andro fahefatra, anio sy rahampitso alahady, ny fifaninanam-pirenena taranja baolina kitra Orange Pro League (OPL). Lalao, hiavaka ny fihaonan’ny Cosfa sy ny Uscafoot, samy ekipan’ Analamanga, ao amin’ny kaonferansy avaratra. Lalao hotanterahina rahampitso alahady, eny amin’ny kianja Mahitsy. Ekipa diso mifankahalala tsara. Raha tsiahivina, efa lavon’ny miaramila tamin’ny […]
Groupe Mahatsangy : asandratra ireo talenta vao
Efa ho herintaona amin’io taona vaovao io ny Groupe Mahatsangy, nitsangana ny janoary 2022 lasa teo, tarihin’i Sarobidy Stella.Vondrona ahitana ankizy, tanora miisa 60 amin’izao fotoana izao. Tsy tantara an’onjampeo ihany, araka izany, ny voizin’izy ireo fa tena efa ekipa matanjaka manana talenta maro toy ny mpaka sary, mpikabary, manjaitra, […]




