Ao anatin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ady amin’ny kolikoly, 9 desambra, ny minisitera’ny Toekarena sy vola, manokana herinandro hiadiana amin’ny kolikoly nanomboka omaly 5 desambra. Voalohany ny misy hetsika fanentanana toy izao fa ny ady mitohy hatrany eto amin’ny firenena manamarika io fotoana io. Tanjona ny hampahafantatra sy hampandray anjara […]
Mois : décembre 2022
Antananarivo: tsy misy fiantohana ny ankamaroan’ny trano fonenana
Tsy mbola tena ao anatin’ny kolontsaina malagasy sady hatramin’izao tsy teren’ny lalàna ny hananana fiantohana momba ny trano, indrindra ny trano hipetrahana. Mitondra fanazavana momba izany fiantohana trano trano izany Atoa Napoke Christian, ao amin’ny Trano fiantohana Aro. Manana traikefa manokana ny fiantohana trano an’ny sarambabem-bahoaka na trano lehibe indostrialy […]
Akademia Malagasy: mpikambana feno ny Pr Ratsimbazafy Jonah
Natao ny 29 novambra 2022 teo ny famaranana ny faha-120 taona ny Akademia Malagasy (1902-2022). Teny filamatra noraisina ny hoe : « Akademia Malagasy : sehatra avo lenta ifampizarana amin’ny rehetra ny fahalalana an’i Madagasiakra sy ny Malagasy ». Niahy ny lanonana ny talen’ny kabinetran’ny fiadidiana ny Repoblika, Rtoa Raharinirina […]
Jirama: tafaverina ny herinaratra hatrany Soavinandriana
Tafapetraka teny Alakamisy Fenoarivo, ny alahady 4 desambra teo, ilay vata mpanova herinaratra lehibe “transformateur SWER”. Taorian’ ny andrana teknika, niverina tamin’ny laoniny ny herinaratra, miainga eo Alakamisy Fenoarivo, mamatsy ny tanàna manamorona ny lalam-pirenena voalohany RN 1 hatrany Soavinandriana Itasy. Misy ampahany tsy mbola miverina kosa ny herinjiro, ny […]
Tsy araka ny vinavina: tafakatra 9,3% ny fidangan’ny vidim-piainana 2022
Anisan’ny nanamarika ity taona 2022 ity ny ady any Ukraine. Miantraika mivantana amin’ny sehatry ny solika sy ny famatsiana ara-tsakafo, indrindra ny voamaina, toy ny varimbazaha sy ny vary izany. Ho an’ny taona 2023, vinavinaina hitombo ny famokarana anatiny, amin’ny fambolena sy ny indostria. Araka ny tatitry ny Tetibola LFI […]




