Mois : décembre 2022

Tataon-ketra: tezitra amin’ny depiote ny mpandraharaha

Niaka-peo ny ankama­roan’ireo mpandraharaha vaventy, ny mpanangom-bokatra ary hatramin’ny tantsaha madinika mpikirakira ny fihariana jirofo sy kanelina. Fototr’io fahatezeran’izy ireo io ny nandanian’ny solombavambahoaka, tsy nisy fitsi­pahana, ny fampitataovana indray ny hetra hampidirina amin’ny fihariana fanondranana vokatra jirofo sy kanelina. Handoavan-ketra 3% ho an’ny mpandraharaha hanondrana vokatra any ivelany, raha […]

Fambolem-bary: tsy ampy rano amin’ny ankapobeny ny faritra maro

Manerana ny Nosy, saika mihinam-bary daholo ny olona nefa atahorana fa mihena hatrany ny tsy fahampiam-bokatra eto an-toerana. Miteraka sakana amin’ny fampandrosoana izany. Fanadihadiana Atahorana ny mosary amin’ny taona 2023, satria tsy ampy betsaka ny voka-bary amin’ireo voalaza fa tena sompitr’i Madagasikara, Ambatondra­zaka sy Marovoay. Voalaza fa 10 % amin’ny […]

Saropody: tratra ireo mpanao masobe tsy mahita

Hatolotra ny fampanoavana ireto jiolahy telo tratran’ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria boriborintany faharoa eny Ambohijatovo (CSP2) teny Saropody Androndra, omaly ireto. Malaza amin’ny vaky trano sy trafikana zava-mahadomelina ry zalahy ireto. nampiahiahy ny polisy ny fihetsik’izy telo lahy ireto ka niroso tamin’ny fisavana izy ireo. vola madinika, fitaratra, ranomanitra, […]

Zokiolona sy ny mpianatra ary ny marefo : nisitraka ny hetsika “Zara hafaliana” ny any Mahereza

Notanterahina ny 24 de­sambra lasa teo ny fanamarihana ny fankalazana ny fetin’ny Noely ho an’ny tao amin’ny kaominina Mahereza. Nikara­kara hetsika toy ny fanao isan-taona “Zara hafaliana” ny mpitantana ka miisa 200 mahery ireo zokiolona nozaraina fanampiana ilaina amin’ny fiainana andavanandro (PPN) ho fanampiana azy ireo amin’ny fety. Nisitraka vatomamy […]

Robens Group : mpamokatra masomboly sy mpamboly

Miompana amin’ny famokarana masomboly sy zanakazo ny asan’ny Robens Group hatramin’ny taona 1990. Mi­tarika any amin’ny faharatsian’ny kalitao sy tsy fahampiam-bokatra izay faharatsian’ny masomboly izay. Antoka iray mampahomby ny seha-pamokarana, noho izany, ny fisian’ny zana-kazo, izay efa in-16 izao ny Robens Group sady mpamokatra no mpamboly. Rehefa masomboly, ohatra, fidina […]