Nirefodrefotra ny basy. Lavon’ny zandarimaria ireo roalahy nikasa handroba “villa” tetsy Andranomanga Anosiala ny zoma alina teo. Maty voatifitra rehefa tratra teo am-pianihana tambohon’ny “Villa” iray tetsy Andranomanga, kaominina Anosiala, distrikan’Ambohitratrimo, ny alin’ny zoma teo. Efa nihaodihaody teny amin’ny manodidina, nitily toeram-pivarotana ireto jiolahy ireto. Nahatsikaritra izany, nampandre avy hatrany […]
Année : 2022
Tselatra
Tratran’ny polisy ny jiolahy iray nangalatra varavaramby teny Alasora ny asabotsy teo. Maro ireo olona velon-taraina fa very varavaramby eny Alasora sy ny manodidina. Ny alin’ny asabotsy teo no fantatra fa nisy nangalatra ny varavaramby an’olona mipetraka eny amin’ny manodidina ny tetezana hiditra By-pass. Tratran’ireo polisy nanao fanamiana sivily teny […]
Fanendahana eny Isotry : vehivavy ny iray amin’ireo jiolahy tratra
Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahefatra (CSP4) Isotry, ny asabotsy 17desambra 2022 teo ny andian-jiolahy (vehivavy ny iray) malaza ratsy amin’ny fanendahana sy harom-paosy. Miara-misalahy hatrany ireo sampan-draharaha isan-tsokajiny eo anivon’ny polisim-pirenena mba hisian’ny fandriampahalemana. Nametraka ny paikady rehetra ny polisy mba hahafahana misambotra ireo jiolahy amin’iny […]
Antohomadinika : lehilahy mpamaky trano voasambotra
Voasambotry ny polisy, omaly tamin ‘ny 2 ora maraina ny lehilahy iray avy namaky trano tetsy Antohomadinika, fokontany III G Hangar. Nifanena tamin’ny lehilahy iray nitondra entana maro samihafa ny Polisy avy ao Antaniavo Antohomadinika rehefa nanao fisafoana an’anelakelantrano. Nampiahiahy ny mpitandro ny filaminana izy ity ka nosavaina ireo entana […]
Fitrandrahana an-tsokosoko: sarona ny voamboana 180 tsy ara-dalàna
Tra-tehaky ny zandarimaria, avy ao Fetraomby, ny talata tamin’ny 03 ora tolakandro teo, ireo zahatra miisa valo nitondra hazo sarobidy marobe. Nalefa teny amin’ny reniranon’Ambinanintsaraha, koaminina ambanivohitra Fetraomby, distrika Brickaville ireo zahatra ireo ka nisy nahatsirakitra. Efa voaomana tsara ity teti-dratsy ity. Tsara fatotra sy voaafina tsara avokoa ireo hazo […]




