Ravan’ny mpitandro ny filaminana ny tambajotran-jiolahy mpamaky trano. Tra-tehaka tamin’ny alalan’ny vela-pandrika nataon’ny polisy ireo efa-dahy mpangalatra moto tao Bazary Be, Toamasina, omaly. Niditra tao amina tranon’ny mpandraharaha iray tao an-toerana, lasan’izy efa-dahy ireo ny moto tamin’ny 2 ora maraina. Nampandre avy hatrany mpitandro filaminana ny tompon’entana very. Natao ny […]
Mois : janvier 2023
Antanimena : norahonan’ ilay jiolahy ny polisy nisambotra azy
Fahasahiana tsotra izao ! Izay no azo ilazana ny fihetsika nasehon’ity jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana miharo herisetra tratra teny Antanimena omaly. Fiaraha-miasa teo amin’ny polisy monisipaly sy ny polisim-pirenena no nahafahana nisambotra azy ity, raha ny fanazavan’ny polisy. Efa narahan’ny polisy avy aoriana ity jiolahy ity ka noraisim-potsiny izy rehefa tonga […]
Raharaha Bruelle : ahin’ny fianakaviany ho nisy kolikoly ny famotorana
Maro ny raharaha mafana ao amin’ny faritr’i Toamasina ka mahatonga resabe, anjakan’ny kolikoly any an-toerana. Manahy amin’ny fisian’ny kolikoly sy ny sisi-bola ny havan’ny maty. Naiditra am-ponja vonjimaika, afakomaly, i Bruelle, 17 taona. Voarohirohy tamin’ny tranga nahafaty ny sakaizany antsoina hoe Julie, 17 taona, izy. Tonga naka an’i Julie tany […]
Tir en l’air du 19 janvier 2023
Handball –IHF Challenge Trophy Juniors: les Akio enchainent trois défaites consécutives
Dur, dur pour les Akiojuniors garçons! Les protégées de FaniaGalson n’arrivent toujours pas à trouver leur coin de bonheur en essuyant leur troisième défaite consécutive, hier au Congo Brazzaville à la troisième journée de l’International Handball Federation (IHF) Challenge Trophy juniors. Auteurs d’un début de championnat catastrophique marqué par deux revers, […]




