Tsy matetika! Fanararaotra ny seho hataon’i Théo Rakotovao sy ny tarika Mikea aty an-tanindrazana. Iaraha-mahalala fa mahalana no afaka miaka-tsehatra eto izy ireo, noho ny fivoahana matetika any ivelany. Fantatra kosa fa hahazo tombony indray ny mpankafy any Toamasina, taorian’ny teto Antananarivo tamin’ny novambra lasa teo. Hisehatra ao amin’ny efitrano […]
Mois : janvier 2023
Madagascourt Film Festival: manana ny maha izy azy ny sarimihetsika malagasy
Liana amin’ny tontolon’ny sarimihetsika ny Malagasy. Na eo amin’ny famokarana izany na eo amin’ny fanjifana. Mangetaheta fanofanana ny eo amin’ity tontolo ity, hahombiazana mpisehatra bebe kokoa sy hisongadinan’ny sarimihetsika malagasy hatrany. Tontosa ny alarobia 18 janoary 2023, teny amin’ny Institut Français de Madagascar na IFM Analakely ny lanonana fampisehoana ny […]
Barea sy Maroc: «Coup d’envoi» dia rava ny lalao
Lalao tokana ihany no voalahatra anio, eo amin’ny sokajy “C”, amin’ny fifanintsanana isam-bondrona hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2023”. Fihaonana tanterahina any Algérie. Tsy misy ny fihaonana eo amin’ny Barea de Madagascar sy ny Lionan’i Atlas avy any Maroc, noho ny […]
Kick-boxing: tsy hisy K1 amin’ny lalaon’ny Nosy
Ny Low kick irery ihany fa tsy misy K1 ny taranja hifaninanana amin’ny lalaon’ny Nosy, hatao eto Madagasikara amin’ity taona 2023 ity, ho an’ny Kick-boxing. Io no tapaka sy nolanian’ireo teknisianina avy amin’ireo Nosy rehetra, nandritra ny fivorian’ny CIJ (Conseil International du Jeu des Jeux des îles) voalohany, nanapahana ireo […]
Kitra any ivelany : hihaona amin’i Messi farany i Ronaldo
Hotanterahina androany, any Arabie Saoudite, ny lalao fihantsiana eo amin’ny klioban’ny PSG Frantsa sy ny All Star d’Arabie, fitambaran’ny klioba Arabo, AL Nassr sy Al- Hilal. Anio koa no ahitana ny fihaonan’i Messi, kintan’ny baolina kitra argentine sy i Cristiano Ronaldo, mpanjakan’ny baolina kitra portugal farany. Marihina fa efa niainga […]




