Mois : janvier 2023

Rocade Iarivo : tapaka ny ampahan-dalana

Tapaka nanomboka omaly hatramin’ny 5 febroary ho avy izao ny ampahan-dalana eny amin’ny RN 65 eny amin’ny Rocade Iarivo. Misy fanamboarana sy fikojakojana ny ampahan-dalana eny amin’ny “rond point” Amoronakona, By-pass hatreny amin’ny “rond point” Ambohimahitsy, ny antony. Manoloana izany, misy ny fandrindrana ny lalana eny an-toerana nanomboka omaly. Tapaka […]

Nandroba mpivarotra : jiolahy roa maty voatifitra

Maty voatifitry ny zandary ny roa tamin’ireo nanafika sy nandroba mpivarotra tao amin’ ny fokontany Mahata­zantsoa, kaominina Andrano­fasika dis­trikan’Amba­tobo­eny, ny asabotsy teo. Tokony ho tamin’ ny 08 ora sy sasany alina teo, naharay antso ny zandary fa voatafika ny tsena iray ao an-toerana. Voaroba ny vola 1.750.000Ar, finday iray, firavaka […]

Jly Rakotonirina Richard: «Zava-dehibe ny diplomasia ho fiarovana ny fiandrianam-pirenana»

Zava-dehibe ny diplomasia ho fiarovana ny tombontsoa sy ny fiandrianam-pirenena, araka ny nambaran’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena sady minisitry ny Raha­ra­ham-bahiny mpisolo toerana, tetsy Anosy, omaly. Natao hifandraisana amin’ny any ivelany, indrindra manoloana ny fivoarana misy sy ireo am­bana maro miseho eo amin’ny sehatra ara-jeopolitika maneran-tany izany. Nambarany fa manana anjara […]