Maty voatifitry ny zandary ny dahalo mpamono olona iray tao amin’ny kaominina Vohitrambo, distrikan’i Vangaindrano ny 05 janoary teo. Nanafika raim-pianakaviana iray ny alin’ny 30 desambra ka namono nahafaty azy , nokarohin’ny fokonolona sy ny mpitandro filaminana ity dahalo ity. Naratra ny roa tamin’ireo nanara-dia tamin’io andro io. Ny marain’ny […]
Mois : janvier 2023
Vono olona : fatim-behivavy nifatotra natsikafon’ny rano
Vono olona mahatsiravina ny natao an’ilay vehivavy hita faty teo amin’ny “pont” mainty Toamasina, omaly maraina. Niboridana tanteraka izy ary nifatotra ny tongotra aman-tanany. Mampivarahontsana ny tsy fandriam-pahalemana ao Toamasina. Omaly maraina, vehivavy iray sahabo ho 30 taona teo no hita faty natsingevan’ny rano, teo amin’ny “pont” mainty, fokontany Tanambao […]
Tir en l’air du 09 janvier 2023
Disparition : Hery Razakamahefa rejoint le firmament
L’univers musical malagasy est en deuil. Le violoniste Hery Razakamahefa, est décédé le 5 janvier, à l’âge de 56 ans. Musicien, compositeur et directeur d’orchestre, il était surtout connu comme l’un des membres fondateurs de Jejy Music. Fils de Jean Razakamahefa, l’un des grands musiciens malagasy de son époque, Hery […]
AFT: l’année jubilaire se clôt en apothéose
Pour clôturer l’année 2022 riche en couleurs et le jubilé de ses 75 ans d’existence, l’Alliance française d’Antananarivo (AFT) a procédé, samedi, à l’inauguration d’un nouveau bâtiment servant de salles de classe, suivie d’un concert avec Mirado et Reko. La nouvelle infrastructure comprend neuf salles de classe pouvant accueillir des […]




