Efa an-taonany maro no nanititika ny mponina sy ny mpandalo ireo karazana «antennes» maro ao Arivonimamo… Miala kely ny tanànan’Antaboaka, eny amin’ny Pk 48 amin’ny lalam-pirenena voalohany ny marimarina kokoa. Betsaka ny resaka mandeha hatramin’izay ny mikasika ny asany sy ny ilana azy ireto. Misy ireo efa nitsaho fa mandefa […]
Mois : janvier 2023
Hotronin’ireo taranaka…: mitohy ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Mahaleo
Efa nialoha lalana Raoul, Nono, Fafah, Dadah ary Charles . Mbola eo kosa i Dama sy i Bekoto, ary nahadingana ny 50 taona nisiany tamin’iny taona nivalona iny ny Mahaleo. Mitohy ny lalana sy ny fampisehoana miaraka amin’ieo taranaka… Be ny vita… Fa tsy mbola tapitra kosa ny fankalazana ny […]
Pasitera Mailhol : mampisalasala ny hisian’ny fifidianana
“Raha jerena ny zava-misy sy ny famakafakana politika eto amin’ny firenena, tsy mampino ny hisian’ny fifidianana amin’ity taona ity” hoy i Pasitera Mailhol. Voalohany, nisalasala ny filohan’ny CENI tamin’ny volana Novambra mikasika ny tsy fahampian’ny vola hanaovana ny fifidianana. Faharoa, sivy volana aty aloha, mbola tsy nanambara ofisialy mikasika ny […]
GMMAR : mila angaredona ny fanohanana ny Filoha Rajoelina
Manoloana ny antso avo nataon’ny Filoham-pirenena Rajoelina Andry, amin’ny tokony hanambarana ny hery, dia nanao fanambarana ny eo anivon’ny « Groupe Mamy Jô Miaraka amin’i Andry Rajoelina» na ny GMMAR. Manamafy hatrany ny fanohanany ny Filoha amperinasa ny mpikambana, tarihin’Atoa Ranarison Maminirina Clarys na i Mamy Jô. «Mitaona sy manentana ny […]
Nosy Faly: mijoro ny Vondron’ny tanora ifotony
Mijoro ara-dalàna ao Antafiambotry, Nosy Faly, distrikan’Ambanja, faritra Diana, ny Vondron’ny tanora ifotony (VTI) mikatsaka fampihavanana sy fanorenana ifotony ho amin’ny fampandrosoana maharitra. Tanteraka izany taorian’ireo fankalazana telo sosona tany an-toerana tamin’ny 12,13,14 aogositra 2022: fidirana ny “mosquée” nohavaozina, sy fanaovana joro ara-pirazanana, ary fitsofandrano ny ivontoerana fandraisam-bahiny sady fampiofanana […]




