Ho fetin’ny baolina kitra ny eto Madagasikara amin’ ity asabotsy ity, amin’ny fanarahana mivantana ny dingana ampahefa-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2022”, tanterahina any Algérie. Na eo aza ny fisian’ny andro ratsy, tsy manakana ireo mpankafy ity taranja mpanjakan’ny fanatanjahantena ity, tsy hilanona […]
Mois : janvier 2023
Chan 2022 – Barea sy Mambas Mozambique: miendrika famaranana kely ny fihaonana
Hanamarika ity faran’ny herinandro ity ny lalao ampahefa-dalana hiadiana ny ho tompodakan’i Afrika, taranja baolina kitra ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2022”. Hiady toerana ao anatin’izany, ny Barea hifandona amin’i Mozambika. Hifantoka ao amin’ny kianja Constantine Algérie ny sain’ny mpitia baolina kitra, anio alina manomboka amin’ny 7 ora. Ho […]
Jirama : ho tapaka ny tolotra niomerika
Hohatsaraina ny fifandraisan-davitra ka hisy ny fanamboarana ny teknolojia vaovao. Koa, mampahafantatra ny mpanjifa ny Jirama, fa ho tapaka ny tambajotra internet rehetra, ny zoma 3 febroary manomboka amin’ny 6 ora hariva hatramin’ny alahady amin’ny 12 ora alina. Ho tapaka hiato, noho izany, ny tolotra niomerika rehetra an’ny Jirama, ka […]
Toliara : mitaky ny hanokafana ny Base Toliara ny hery velona rehetra
Nanao fanambarana iombonana ny sokajin’olona marobe, omaly 27 janoary tany Toliara. Nahitana fikambanana, olobe, tanora ary olon-tsotra, nitaky ny filoham-pirenena Rajoelina Andry hanokatra ny orinasa Base Toliara. Nitarika izany ny filohan’ny vovonan’ny olobe any Toliara, Mana Parfait. Mivantana any amin’ny filoha Rajoelina ny antsony, milaza fa « efa nahaangona ny hevitry […]
Fianarantsoa: fahatelo amin’ny famokarana tantely
Mamokatra tantely 16 000 t isaky ny fotoam-pamokarana ny faritra Matsiatra Ambony. Fahatelo aorian’i Vatovavy sy Amoron’i Mania izy raha ny famokarana tantely ao anatin’ny faritanin’i Fianarantsoa. Taorian’Ambositra dia i Fianarantsoa indray, omaly 27 janoary 2023, no nandray ireo milina fanodinana tantely, isan’ireo fitaovana hananganana orinasa 75 efa tonga, amin’ilay tetikasa orinasa iray […]




