Namoy ny ainy omaly ihany ilay zandary voalaza ho nitifi-batana tao Ankazobe. Hatreto tsy mbola voafaritra mazava ny zava-nisy marina na nitifi-tena na tsy nahafehy ny basy teny an-tanany izy. Nirefotra ny basy omaly maraina. Maty tsy tra-drano ilay zandary “hors classe” voatifitra teo amin’ny sorony, tao Ankazobe. Tokony ho […]
Mois : janvier 2023
Tselatra
Nahazo vahana ny fivarotana sakafo lany daty nandritra ny fankalazana ny fety teo. Betsaka ireo nitaraina ho narary kibo vokatr’izany. Ireo sakafo anaty boaty izany sy ireo bisky sy vatomamy no tena nahitana. Nirongatra ny fanendahana anaty taxi-be sy sinto-mahery teny amin’ny fiantsonan’ny taxi-be teto an-drenivohitra tao anatin’ny fety. Ireo […]
Tatitry ny polisy : 164 ireo olona voasambotra
Nahatratra 164 ireo olona voasambotra. Halatra miaro herisetra miaraka amin’ny fampiasana fitaovam-piadiana toy ny basy iray. Miisa enina ny herisetra mampiasa fitaovam-piadiana antsy. Miisa 10 ny tranga na halatra miaro vaky trano. Asa fanendahana miisa 11. Halatra tsotra miisa 17. Halatra moto iray. Fivarotana sy fidorohana zava-mahadomelina miisa efatra. Nahatratra […]
Avaradrova: tratran’ny polisy ireo jiolahy mpangala-jaza
Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria Morondava tao amin’ny fokontany Avaradrova Morondava, ny alatsinainy teo ireo roa lahy voarohirohy ho tompon’antoka tamina hala-jaza. Raha ny tatitra nampitain’ny polisy, naharay antso an-tarobia ny polisy miasa ao amin’ ny kaomisaria foibe Morondava fa misy lehilahy mampiahiahy tompon’antoka tamina fangalaran-jaza tao amin’ […]
Halatra solika: roalahy tratra nangalatra 16 “jerricans”
Niakatra fampanoavana omaly, ny raharaha halatra solika an’ireo teratany sinoa mpanamboatra ny lalam-pirenena (RN5) mampitohy an’i Toamasina sy Maroantsetra. Voasambotra ny alin’ny alakamisy hifoha ny zoma teo, ireo roalahy voatondro ho nanao ny asa ratsy. Tratra teny amin’ny fokontany Ambinany, kaominina Marimbona , distrikan’i Soanierana Ivongo izy roa lahy. Mbola […]




