Mois : janvier 2023

Atmosphère politique : retour en force des hostilités

La trêve politique n’aura été que de courte durée. Les politiciens, en particulier ceux de l’opposition, n’ont pas attendu longtemps avant de reprendre les discours hostiles. C’est le cas du parti Tiako i Madagasikara (Tim) de l’ancien président Marc Ravalomanana qui prépare déjà ses partisans à la prochaine élection présidentielle. […]

Ambalavao : taolam-paty 56 lasan’ny jiolahy

Noraofin’ny olon-dratsy indray ny taolam-paty tao Antsifotra, fokontany Vohi­trarivo, kaominina Manam­pisoa, distrikan’Ambalavao, omaly. Naharay antso ny ben’ny tanàna ao an-toerana fa nitrangana vaky fasana anatin’io fokontany io. Ni­antso ny manam-pahefana, nidina nijery ifotony ny zava-nisy ireo tompon’andraikitra. Nisokatra sy nakorotan’ireo tsivalahara ny fasana. Natao ny fanadihadiana ny tompom-pasana ka 56 […]

Kamiao tra-doza : olona iray naratra mafy teny amin’ny RN7

Nentina novonjena eny anivon’ny CHU Tambohobe Fianarantsoa ny mpamily mpanampy ny kamiao lehibe iray tra-doza tao amin’ny fokontany Volamena, kaominina Ambalakely, distrikan’i Lalangina teo amin’ny PK 396+400, omaly alahady. Noho ny olana teo amin’ny hisatra, nifatratra tany amin’ny tokantrano iray ilay kamiao.Tsy tafarin’ny mpamily intsony ny fiara ka nivadika teo […]