Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao. Amin’ny tonon-taona na fiandohan’ny taona toy izao, miraradraraka ny fifampirarian-tsoa. Mby amin’ny hoe ny hafaliana raha zaraina, mihamitombo; fa ny alahelo, mihamihena. Hatraiza no iainana izay? Tsy vitan’ny falifaliana na famalifaliana ny fiatrehana ny fiainana isan’andro sy ny famakivakiana ny taona; eny, na […]
Mois : janvier 2023
Andian-jatovo nifanafika : voatery nanao tifi-danitra ny zandary
Nanao tifi-danitra ny zandary, nandravana ireo andian-jatovo nifanafika tanana, omaly vao maraina. Tsy fantatra mazava ny nahatonga ny ady izay naharatrana olona telo. Naiditra hopitaly ny lehilahy roa izay tena voa mafy. Niafara tamin’ny fidiran’ny mpitandro filaminana an-tsehatra ny fifanafihana niteraka faharatrana nataona andian-jatovo tsy nifaranara-tsaina tao Mahabako, tanàna iray […]
Tir en l’air du 02 Janvier 2022
Nambanana basy : mpivarotra voaroba 1 600 000 Ar
Lasan’ny jiolahy enin-dahy nitam-basy ny vola mitetina 1 600 000 Ar tao amin’ny fokontany Namorona, kaominina Anosiparihy, distrikan’i Mananjary, ny zoma 30 desambra teo. Niditra an-keriny tao amin’ny tsenambarotra, nandroaka ny entana toy ny sakafo sy ny zava-pisotro misy alkaola ireo olon-dratsy. Nambanany tamin’ny basy ny tompon-trano ka tsy afa-nanao inona. Nirifatra nandositra […]
Saika hanafika : jiolahy nandratra vaviantitra voasambotra
Saron’ny polisim-pirenena miasa ao amin’ny faritra atsinanana, ny zoma tokony ho tamin’ny 08 ora sy sasany maraina teo ny iray amin’ireo jiolahy ikoizana ao an-toerana. Voatondro ho isan’ireo nanao halatra miharo herisetra tao Ambolomadinika ny herinandro teo, ny tenany. Lasan’ireo totakely tamin’izay tokoa mantsy ny poketrana vehivavy lehibe iray. Ankoatra […]




