Mois : janvier 2023

Jirama… May ny taribin-jiro etsy Ambodivona

Nitaraina ny mpanjifa eto an-dRenivohitra, omaly, amin’ny fahatapahan-jiro. Araka ny vaovao avy any amin’ny Jirama, may ny taribin-jiro any ambanin’ny tany, tao amin’ny toby mpitsinjara herinaratra etsy Ambodivona, vokatry ny ora-mikija. Voatery nanapaka ny jiro mandritra ny adiny iray ny Jirama, nanarenana ny simba, omaly. Nasesy tamin’ny famatsiana miisa dimy, […]

“Héroïne”: Lasan’ny polisy ny fanadihadiana an’ilay divizionera

  Araka ny fiaraha-miasa eo anivon’ny zandarimariam-pirenena sy ny polisim-pirenena, noraisin’ny eo anivon’ny polisy an-tanana ny fanohizana ny fanadihadiana mahakasika ny fisamborana ilay jeneraly polisy voasambotra tetsy By-pass, ny alatsinainy teo. Tsiahivina, voasambotry ny zandarimaria, tra-tehaka niaraka tamin’ny fitaovam-pidorohana zava-mahadomelona mahery vaika izy.  Niroso tamin’ny fitananana azy  vonjimaika, taorian’izay. Natolotr’izy […]

Hetsika lamba mainty… Hanohitra ny fisian’ny fanelanelanana amina heloka bevava ny OMC

Hanohitra ary nilaza fa tsy hanaiky ny fisian’ny fanelanelanana eo anoloan’ny fandikan-dalàna amin’ny raharaha ady heloka bevava ny mpitandro filaminana sy ny prefen’i Toamasina, Ambinintsoa Jean José. Nanotrona azy ireo ny lehibe misahana ny fitandroana ny filaminana telo. Nandritra ny fihaonan’ny mpitarika ny hetsika “Lamba mainty” notarihin’i Sabotsy José sy […]