Mois : février 2023

Tenisy : handray lalao maro Antananarivo

Araka ny fandaharam-potoan’ny Federasiona ma­lagasin’ny taranja tenisy (FMT), hatao eto Anta­nanarivo ny lalao iraisam-pirenena ho an’ny tanora latsaky ny 18 taona, sokajy lahy sy vavy. Hotontosaina ny 26 jona hatramin’ny 9 jolay ho avy izao. Fifaninanana izay karakarain’ny Federasiona iraisam-pirenen’ny tenisy (ITF) sy ny kaonfederasion’ny tenisy eto Afrika (CAT). Hatao […]

Volley-CAVBZone 7: nahazo fandresena ny Stef’Auto avy eto Madagasikara

Niditra tamin’ny lalao faharoa ny ekipan’ny Stef’Auto Atsinanana, omaly, ao anatin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, ho an’ny klioba tompondakan’ny faritra faha-7 (CAVBZone 7), ao Maorisy. Nahazo ny fandresena voalohany izy ireo. Nanitsy ny lesoka ny Stef’Auto ! Taorian’ny faharesena azony, ny alahady lasa teo, nanoloana ny Tampon Gecko Volley ball […]

Fahasalamana sy ny 8 marsa : Raikitra ny hetsika “Sarobidy ny aiko”

Hiova tsy ho tahaka ny mahazatra. Natsidiky ny minisitry ny Mponina, Soafilira Princia, miaraka amin’ny mi­nisitry ny Fahasalamam-ba­hoaka, ny Pr Andriamanan­tany Zely, tetsy amin’ny HJRA, omaly, ny hanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy. Tafiditra ao anatin’ny hetsika ny fitsaboana mitety vohitra :”Fana­beazana ny ankizivavy, fizakan-tenan’ny vehivavy, antoky ny fampandrosoana […]