Nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety tetsy Antaninarenina ny Agence première ligne, omaly. Fantatra fa mahatratra dimy ny tolotra sy hetsika hokarakarain’ny orinasa amin’ity taona 2023 ity. Mitondra ny anjara birikiny amin’ny fampiroboroboana sy fampandrosoana ny toekarena sy fijery vaovao ho an’i Madagasikara ny tanjon’ny orinasa. Anisan’ny rafitra vaovao mitantana […]
Mois : février 2023
SPM: nizara « Vary sy Siramamy Tsinjo »
Afa-po amin’ny fivarotana «Vary Tsinjo amin’ny vidiny 650 Ar ny kilao sy Siramamy Tsinjo 3800 Ar ny kilao» ny mpanjifa manoloana ny fiakaran’ny vidin’ny entana ilaina andavanandro na ny PPN. «Tena ilaina ny vary tsinjo ary tokony hotohizina. Tokony hofenoina ny tsena rehetra… Vetivety dia lany fa tadiavin’ny olona maro», […]
Orinasa malagasy 12: mandray anjara amin’ny fampisehoana BioFach any Nuremberg
12 ny orinasa malagasy mandray anjara amin’ny fampisehoana momba ny vokatry ny fambolena « bio » amin’ny BioFach any Nuremberg, Alemaina ny 14 hatramin’ny 17 fe- broary 2023. Fampisehoana lehibe indrindra momba ny sakafo, koa nohararaotin’ireo orinasa malagasy ireo ny nampahafantra vokatra avy aty Madagasikara, harena lehibe amin’io sehatra io. […]
Vono olona mahatsiravina : notapahina ary nentin’ ny jiolahy ny lohan’izy mianaka
Nitrangana vono olona mahatsiravina tao Soaserana kaominina Miary Taheza, distrikan’i Sakaraha. Afakomaly maraina, renim-pianakaviana bevohoka 25 taona sy ny zanany lahikely dimy taona no hita faty tapa-doha tsy lavitra ny toeram-pitrandrahana safira ao an-toerana. Noentin’ ireo olon-dratsy nanaraka azy any ny lohan’izy mianaka ireto ary tsy mbola hita hatramin’izao. “Tsy […]
Politika sosialy fa tsy sosialy politika
Laharam-pahamehan’ny fitondrana amin’izao ny sosialim-bahoaka. Mby aiza? Efa misy ny firotsahan’ny minisitra an-tsehatra. Izao vao tena tanterahina ny hoe fidinana ifotony? Tsy manabe takolaka any anaty birao, mijery sy mihaino ny hetahetam-bahoaka. Andrasana ny hoe asa mivaingana, azo refesina, miantraika mivantana amin’ny vahoaka… Vitan’ny fizarana fanampiana? Tsy lavina, lehibe sy […]




