Mafanafana ny tontolo politika amin’izao? Indraindray, mila hifangaro be ihany ny firaisamonina sivily sy ny mpisehatra politika. Aiza ho aiza? Maneho ny heviny ny sekretera jeneralin’ny fikambanana Action sociale pour développer (ASD), i Nivoarivony: “Tsy tokony hataon’ny mpisehatra politika fitaovana ny firaisamonina sivily.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Aiza ho aiza […]
Mois : février 2023
IFM Analakely: hiavaka ny tolotra taona 2023
Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Institut Français de Madagascar na IFM, amin’ny fiantsorohana ny lafiny kolontsaina sy fanabeazana. Nampahafantarina ny alarobia 15 febroary 2023 ny karazana tolotra mahakasika izany sahanasa sahanin’ity ivontoerana ity izany. Ny lafiny kolontsaina sy ny fanabeazana ny nomena lanja manokana ao anatin’izao. Tolotra manokana amin’ity taona […]
Samis Esic : hanatanteraka fifaninanana dihy maoderina ny U-magis
Manatanteraka hetsika fifaninanana dihy maoderina ireo mpianatra eo anivon’ny U-magis, ao anatin’ny Samis Esic, Saint Michel Amparibe. Nambaran-dRandrianarisoa Tyffany Karine, anisan’ireo mpianatra mpikarakara fa «ny alarobia 22 febroary izao, amin’ny 1 ora sasany, ao amin’ny Amphithéâtre Amparibe, no hanatontosana ny dingan’ny fifanintsanana ho an’ireo karazana dihy hifaninanana : «Billy dance», […]
Hatsikana : tafaverina ny “Sokaf’hehy”
Notontosaina ny Alarobia 15 febroary 2023, teny amin’ny Cercle Germano-Malagasy na CGM Analakely ny hetsika “Sokaf’hehy”. Hetsika fanaon’ny mpiangaly ny karazana hatsikana Stand up. Somary nisy fiatoana kely ny hetsika ary izao tafaverina izao indray. Ny volana novambra 2022 no nisian’ny hetsika “Sokaf’ hehy” farany, raha tsiahivina. Anton’izany ny fisian’ny […]
« Festival Surajkund » any Inde: mahaliana ny vahiny ny dihy sy mozika malagasy entin’ny Maf’B
Tsy mitsanga-menatra hatrany. Firenena ampolony maro no nandefa solontena any amin’ilay hetsika iraisam-pirenena “Festival Surajkund”, izay tontosaina any New-Dehli, Inde amin’ izao fotoana izao. “Festival Surajkund”, fihaonamben’ireo mpanakanto samy manandratra ny kolontsaina mampiavaka ny firenena niaviany. Misolo tena an’i Madagasikara ny Malagasy Folkloric Band na ny Maf’B. Ivondronan’ireo mpanakanto mpihira, […]




