Maty rotiky ny balan’ny zandary, omaly, i Sirama, dahalo anisan’ireo mampitondra faisana ao Antsohihy. Tokony ho tamin’ny 03 ora maraina teo, nifanjevo ny zandarimaria sy ireto olon-dratsy. Tafaporitsaka nandritra izany ireo roa lahy namany raha lavo kosa ity dahalo ity. Malaza amin’ny halatr’omby, fanafihana mitam-piadiana ary mpanakan-dalana eny amin’ny lalam-pirenena […]
Mois : février 2023
Saika hangalatra : polisy sandoka naiditra am-ponja
Miandry ny fotoam-pitsarana azy any amin’ny fonjan’Antanimora ilay lehilahy nitonona ho polisy kanefa saika hanao ny teti-dratsiny tany Carion. Niatrika ireo mpitsara mpanao famotorana, omaly, ny raharaha momba ny lehilahy iray voasambotry ny zandary tany Carion andro vitsy lasa izay. Tratra nihaodihaody tamina tranon’olona tany Carion izy ny asabotsy sy […]
Tir en l’air du 15 février 2023
D’un sport à l’autre
Foot Le Barea Koloina Razafindranaivo, a posé ses valises, hier en Algérie où il continuera sa carrière sportive au sein du Mouloudia Club d’Alger (MCA) pendant trois ans et demi. Initialement prévue cet après-midi, sa visite médicale a été ajournée la ce jour. Utop Miarakap SA a signé un contrat […]
Foot –Orange Pro League J6: CFFA, Fosa Juniors FC et Elgeco Plus FC entrent en lice
La phase aller de l’Orange Pro League, abordera sa sixième journée, ce week-end sur six sites, avec notamment le retour des cadors : CFFA, Fosa Juniors FC et Elgeco Plus FC. Ce dernier affrontera l’ASA Diana, ce jour à Vontovorona. Les ténors à l’image du Centre de Formation de football Andoharanofotsy […]




