Mois : février 2023

Miharatsy ny toe-draharaha any Toliara II: vahaolana ny hanokafana ny orinasa Base

Miaina anaty tahotra ny mponina any amin’ny distrika Toliara II vokatry ny tsy fandriampahalemana satria tsy misy ny asa. Vahaolana hitan’ny kolonely Rabearilaza, ny hanokafana indray ny orinasa vaventy indostrialy Base Toliara, afaka manome asa anarivony ho an’ny mponina, sady hitondra fampandrosoana amin’ny lafiny samihafa. Tandindomin-doza ! Manaitra ny sain’ny tompon’andraikitra […]

Havàtsa-Upem : homarihina ny 21 febroary

Ny 21 febroary no tapaka maneran-tany fa ho Andro iraisam-pirenena ho an’ny te­nim-pirenena. Toy ny fanaony isan-taona, hanamarika iza­ny ny Havàtsa-Upem, amin’ny alalan’ny fiantsana tononkalo amin’ny teny malagasy isam-paritra. Hetsika hotontosaina eny amin’ny Oniversiten’An­ta­nanarivo, Amphi 10, Fa­ki­olten’ny teny aman-tsoratra sy siansa maha olona (FLSH), manomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Ravahin’ny […]

Hetsika iraisam-pirenena: handray ny “Nosy Boraha Jazz Festival” i Sainte Marie

Andiany efatra izao no tontosa tamin’ny «Nosy Be jazz Festival», nohafohezina ho NBJF. Fantatra ny faran’ny herinandro lasa teo kosa fa hikisaka any Sainte Marie ny hetsika, ka hiofo ho “Nosy Boraha Jazz Festival” ny anarany. Nisy ny fampahafantarana ny hetsika izay nataon’ny komity mpikarakara tarihin’i Niry Ravelojaona, ny faran’ […]

Prix Paritana andiany fahafito: nampiofanina izay handray anjara amin’ny fifaninanana

Efa miroso tsikelikely amin’ny fanatanterahana ny fifaninanana « Prix Paritana » andiany fahafito ny mpikarakara. Tsapa ny ezaka ataon’ny mpikarakara amin’ny fampandrosoana ity sehatra ity. Nahazo ny fampiofanana sahaza azy ireo m­pandray anjara amin’ny fifaninanana  «Prix Pa­ri­tana» andiany fahafito. Fam­pi­ofanana nampahafantarana azy ireo mahakasika ny fifaninanana, ny fanomanana sy fikarakarana […]