Mois : février 2023

Fihariana : betsaka ny mivelona amin’ny asa tanana

Nanaovana fanadihadiana ireo mivelona manokana amin’ny asa tanana. Nanatan­terahana izany ny fifanarahana nifanaovan’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny tetibola, sy ny minisiteran’ny In­dostria, ny varotra, ny asa tanana. Tao amin’ny foibe misahana ny asa tanana no nanolorana amin’ny antsipiriany momba ny mpanao asa tanana tena matihanina. Mane­rana ny Nosy ny nanangonana […]

Orange sy ny Cementis: fifanarahana ho an’ny “Toeram-ponenana Orange”

Nifanaraka ny Orange Madagascar sy ny Cementis Madagascar momba ny tetikasa sosialy hiarahan’izy ireo. Fifanarahana maharitra ho tombontsoan’ny mponina anatin’ny tontolo misy azy. Cementis Madagascar anatin’ny vondrona Cemen­tis, malaza amin’ny famokarana sy fizarana simenitra sy kojakoja fanaovana simenitra aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Miara-miasa ny Orange Solidarité Madagas­car sy Cementis Madagascar, […]

Fandraharahana: mamono antoka ny fitaterana an-tanety

Anisan’ny miantoka ny toekarem-pirenena ny lalana any anivon’ny distrika, indrindra fa ny lalam-pirenena. Avy amin’io fotodrafitrasa io ny hamaritana ny fotoana lany, ny saran-dalana fandefasana entana, eraky ny tanàna. Kajian’ny mpandraharaha avy amin’izany lalana izany, indrindra ny masonkarenany rehetra sy ny tombom-barotra ho azy. Amin’ ny maha Nosy an’i Madagasi­kara, […]

RN2: amboarina ny any Anjiro

Mitohy ny fanarenana ny lalam-pirenena faharoa (RN 2), mampitohy an’Antanana­rivo sy Toamasina. Ankehi­triny, any Anjiro eo amin’ny PK 78 ny ampahan’ny asa atao, ka ao anatin’izany ny fandravonana ny lalana, ny fanotofana ny lavaka, ny fa­nokafana indray ny tatatra. Hiditra amin’ny fandrakofana godirao avy eo ny manaraka. Tafiditra ao anatin’ny […]