Mois : février 2023

Fahasalamana: manodidina ny 20 ireo karazan’aretina tsinotsinoavina

Homarihina ny 11sy 12 fe­broary izao any Ampefy ny andro maneran-tany ia­diana amin’ny aretina notsinotsinoavina. Tafiditra ao anatin’ireo sokajin’aretina tsy dia mampiraika loatra ny aretina ateraky ny kankana toy ny bilarziozy, ny sakoitra, ny ongobe… Manodi­dina ny 20 ireo karazan’aretina tsinontsiniavina kanefa mety hiteraka fahasamponana na kilema, eny mety hitarika […]

Mahamasina : miandrandra ny tsena vaovao ny mpivarotra

Nihaona tetsy amin’ny tsena vaovao Anosy, omaly, ny fikambanan’ny mpiva­rotra Mandresy, etsy Maha­masina sy Andrefan’Ambo­hi­janahary niaraka tamin’ny ben’ny Tanàna, Andriantsi­tohaina Naina. Nivoitra nandritra ny fihaonana ny fitokanana ny tsena izay tsy maintsy hatao, aorian’ny fandaminana ifanarahan’ny mpivarotra, araka ny tenin’ ny ben’ny Tanàna. Hisitraka ny tsena vaovao avokoa ny mpivarotra. […]

Fanararaotana ara-nofo: tsy ampy ny sazy ho an’ny voaheloka

Maivana ny sazy ho an’ny olona voaheloka noho ny fanararaotana ara-nofo eto amintsika, hoy ny governemanta amerikanina . Mila havaozina ihany koa ny antontan’isa. Tsy hita soritra loatra ny ezaky ny Malagasy amin’ny fampiharana ny lalàna mandrara ny fa­nondranana olona an-tsokosoko sy ny fanararaotana amin’ny endriny maro. Mana­meloka ny fanararaotana […]

Eran-tany

« Tsy toeram-pitrandrahana na tany horombahina i Afrika », hoy ny Papa François tany Kinshasa, renivohitr’i RDC. Nanambara izany ny Papa noho ity firenena ity manana harena an-kibon’ny tany isan-karany sy tany mamokatra nefa ny mponina 100 tapitrisa ao aminy miaina ao anaty fahantrana. Manampy izany, mbola anjakan’ny ady an-trano lava ity […]