Fararanon-danonana ny teny Mahamasina, omaly… Ankoatra ny tao amin’ny kianjabe mantsy, hipoka olona ihany koa ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina, tonga nanotrona sy njery ny seho goavana notontosain’ny Tanora Masina Itaosy. Seho izay nentin’izy ireo namaranana ny fankalazana ny faha-30 taona io, ka notontosain’izy ireo ny fanamby amin’ny hampiavaka […]
Mois : février 2023
“RDJ Mozika”: Mad Max, “Mpanakanton’ny taona 2022”
Zava-dehibe hoan’ireo mpanakanto ny fankasitrahana… Mandrisika azy ireo hanome ny tsara kokoa hatrany ny antom-pisian’ny “RDJ Mozika”. Hoan’ny andiany 2022, nibata ny sokajy misongadina indrindra i Mad Max. “Mpanakanton’ny taona 2022”. Lasan’i Mad Max izay anaram-boninahitra anisan’ny nandrandrain’ireo mpanakanto maro izay, nandritra ny “RDJ Mozika 2022”. Tontosa ny alin’ny zoma […]
Sahambavy : mitohy ny fiarovana ny orinasam-panjakana
Toherin’ny fanjakana ny fivarotana ny tanin’ny orinasa iray ao Sahambavy Fianarantsoa. Nivoaka nandritra ny filankevitry ny minisitra notanterahina ny alarobia 1 febroary 2023, ny fanapahan-kevitry ny fanjakana mahakasika ity raharaha ity. Ity orinasa ity izay hanaovan’ny fanjakana malagasy petra-bola 100%. Manana fahefana feno, araka izany, ny fanjakana hanao izany fanoherana […]
Antoko TGV : “Tsy ekena ny fanakorontanana”
“Tsy ekena ny fanakorontanana. Izao ny antony: na inona na inona zava-mitranga na sanatria na misy korontana eto, hiakatra ny vidim-piainana avy eo. Ho zakantsika ve izany? Efa tsy tia korontana ny ankamaroan’ny olona”, hoy ny sekretera nasionalin’ny antoko TGV sady governoran’ny faritra Analamanga, Rasoamaromaka Hery, manoloana ny fijoroan’ny vondrona […]
Minisitra Pierre Holder : “Atrehina ny vahoaka sahirana”
“Ny mamolavola tetikasa vaovao tsy mbola nifanarahana sy tsy mbola nisy resaka no tsy atao, fa hiroso amin’ny fiatrehana ny vahoaka sahirana amin’izao fotoana izao”, hoy ny mpitondra tenin’ny governemanta sady minisitry ny Fanajariana ny tany, Ramaholimasy Pierre Holder, manoloana ny resabe momba ny kabarin’ny filohan’ny Repoblika tany Vatomandry hoe […]




