La Commission électorale nationale indépendante (Ceni) a procédé depuis hier à l’audit du fichier électoral en vue de la présidentielle de 2023. Comme il fallait s’y attendre, l’opposition a boycotté le processus, et réclame plutôt l’audit du logiciel de gestion de la liste électorale. La rencontre a à peine commencée […]
Mois : mars 2023
“Dis-moi dix mots” : manomboka anio ny fampirantina
Misokatra manomboka anio ary tsy hifarana raha tsy ny sabotsy 25 Avrily 2023 ny fampirantina “Dis-moi dix mots”. Eny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo, AFT Andavamamba no anaovana ny hetsika. Fampirantina manana tanjona fitaizana ny tanora, indrindra ny sainy. Eo ihany koa ny fampiroboroboana ny teny frantsay. Mpikarakara ny Aft Andavamamba […]
Imanitrala : miavaka hatrany ny horonantsary malagasy
Anisan’ny voafidy hiatrika ny “Festival international de cinéma vues d’Afrique” andiany faha-39 ny horonantsarin’i Edgar Ravahatra, notontosain’i Andry Ranarisoa, nampitondrainy ny lohateny hoe “Imanitrala”. Ho tanterahana any Montréal, ny 21 hatramin’ny 30 Aprily 2023 ny hetsika. Hasandratra mandritra izany tontolon’ny horonantsary aty Afrika sy ny Ranomasimbe Indianina. Mpanatontosa sy mpamokatra […]
Fanokafana ny taona Teatraly 2023 : nosafidiana ny sanganasan-dRabearivelo
Hisokatra ny alahady 26 marsa izao ny taona teatraly 2023. Ao amin’ny AFT Andavamamba no hanaovana ny hetsika fanokafana, ka nisafidianana ny Sakaizan’ny Teatra malagasy Lycée Rabearivelo hanao ny hetsika. Nofantenana manokana, araka izany, ireo sanganasan-dRabearivelo, hoentina an-tsehatra amin’io fotoana io. “Lovasoa” (Bel heritage), “Andrianiko ny teniko, ny an’ ny […]
Amboditsiry: hatao mozea ny tranon’ny praiminisitra Rainilaiarivony
Hisalotra ny anarana « Mozea Rainilaiarivony » ny tranon’ny praiminisitra taloha, etsy Amboditsiry. Hisokatra tsy ho ela, ho azon’ny besinimaro tsidihana izany. Vako-pirenena ny trano fonenan’ny praiminisitra Rainilairivony, etsy Amboditsiry. Efa voasokajy tanaty lisitra, nanomboka ny 4 septambra 1978 ity toerana ity. Maromaro y ny tetikasa nokasaina hatramin’izay, saingy tsy nisy tanteraka. […]




