Mois : mars 2023

Trouble à Vontovorona: refaire un nouveau mai-72 !

Tout semble indiquer que le dernier trouble qui a secoué l’université d’Antananarivo, plus précisément l’Ecole polytechnique de Vontovorona, était une manigance politique bien orchestrée. Le président de l’université, Mamy Raoul Ravelomanana, aurait joué un rôle majeur dans cet acte de déstabilisation. L’objectif serait de refaire un nouveau mai-72. La dernière […]

Makis de Madagasikara : nodimandry i Lanja na Lebigane

Misaona ny tontolon’ny rugby eto amintsika. Nodiman­dry ny alatsinainy 13 marsa, teo amin’ny faha-21 taonany, Andriamasinjanahary Lanja Fiononantsoa na Lanjabe Lebigane, mpilalaon’ny Makis de Mada. Taitra ny rehetra raha naheno ity vaovao mampalahelo ity, indrindra fa ireo akaiky azy. Matanjaka sy ma­hery i Lanjabe izao nindao­sin’ny fahafatesana tampoka izao. Anisan’ny […]

Lalaon’ny Nosy (JIOI 2023) : miandry ilay fampivondronana any ivelany ny atleta

Hatramin’izao, tsy mbola nisy filazana ny amin’ny fandefasana ireo atleta ao amin’ ny taranja fototra atletisma hiatrika fiofanana any Kenya sy Dakar eo amin’ny fanomanana ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2023), tanterahina eto Mada­gasikara ny 23 aogositra ka hatramin’ny 3 septambra ho avy izao. Tsiahivina fa efa na­nambara ny fahavononana ny […]