Niakatra fitsarana tao Ambatolampy ilay raharaha anenjehana ireo telo lahy tompon’antoka tamin’ny fandratrana lehilahy 38 taona tao Ambohimandroso Gara, distrikan’Antanifotsy. Heloka anenjehana ireto telo lahy ireto ny ratra sy vono niniana natao. Noratrain’izy roa lahy ireto ny mpiara-miandry omby aminy rehefa tsy nanaiky nampiady ny ombiny. Nilatsaka ny didy avy […]
Mois : mars 2023
Antsirabe II : lehilahy mpamboly rongony voasambotra
Mamboly sady mivarotra rongony, tra-tehaky ny zandary ny lehilahy iray tao Bevidy, fokontany Ambatolahimarina, kaominina Ambohimiarivo, Antsirabe II, omaly. Malaza ratsy amin’io asa ataony io, nidina ifotony nitsirika io lehilahy voatondro io ny mpitandro filaminana. Tonga tao amin’ny trano fonenany, nataon’ny zandary fanadihadiana izy. Nosavaina ny tokontany ka sarona tao […]
Ambatondrazaka : Ben’ny Tanàna maty tao anaty trano fandraisam-bahiny
Maty tao anaty hotely fandriam-bahiny iray ao Ambatondrazaka ny ben’ny Tanànan’ny kaominina Anororo, Andrianony, Vahiny Cyrille Damien François antsoina hoe Toutou Damien, disitrikan’ Amparafaravola. Omaly, tokony ho tamin’ny 10 ora teo, niantso vonjy tamin’ireo mpiasan’ny hotely ilay vehivavy niaraka taminy. Nilaza izy fa tsy nahatsiaro ity ben’ny Tanàna ity ka […]
Antetezanafovoany – 67ha : tratra ireo jiolahy mpanendaka, mpangalatra anaty fiara
Nahitam-bokany ny ezaka nataon’ny polisy tamin’ny fanenjehana ireo jiolahy mpanendaka sy mpangalatra anaty fiara eny Antetezanafovoany, Cenam 67 ha. Telo lahy indray tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny… Tratran’ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahefatra (CSP4) eny Isotry, teny akaikin’ny Cenam Antetezanafovoany, omaly tamin’ny 5 ora maraina, ireo jiolahy […]
Mondiaux de basket U19: les Ankoay, assurés de jouer les 1/8 de finale
A l’issue du tirage au sort effectué hier Debrecen (Hongrie), hôte de la Coupe du monde masculine U19 du 24 juin au 2 juillet, l’équipe nationale malagasy hérite du groupe B en compagnie des grandissimes favoris, les Américains. Non seulement les Etats-Unis sont les plus capés avec 15 participations aux […]




