Mois : mars 2023

Gouvernance locale: un expert de la Banque mondiale en visite dans le Boeny

Décentralisation. Une délégation du ministère de l’Intérieur et de la décentralisation et de la Banque mondiale composée de différents responsables dont le spécialiste du développement urbain, Sohaib Athar, est actuellement en visite dans le chef-lieu de la région Boeny. L’équipe a rencontré le gouverneur de la région, hier. Les deux […]

Can 2024 : ” Omeo sehatra ny zandry kely” hoy i Anicet

Niteraka resabe ny fanapahan-kevitra noraisin’i Abel Anicet, kapitenin’ny Barea fahiny. “Efa manakaiky ny fisotroan-drononoko aho ka aleo soloin’ireo zandrikely ny toerako”, hoy izy, tao anaty tambajotran-tserasera, omaly. Nohamafisin’i Anicet fa tsy mitovy intsony ny herijika entiny tamin’ny Can 2019 sy Can 2024, ka nanapa-kevitra ny tsy hamonjy ny fampivondronana intsony […]

Tanora niharan-doza : niray fo sy nankahery azy ireo ny MJS

Nidina avy hatrany tany Fianarantsoa ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahan­tena, Andre Haja Resampa, vantany vao naheno ny lozam-pifamoivoizana nahazo ireo tanora avy amin’ny fitaleavam-paritra Matsiatra Am­bony. Niray fo tamin’ny fianakavian’ny namoy ny ainy izy ary nankahery ireo naratra miisa 19 mianadahy, teny amin’ny hopitaly CHU Tam­bohobe Fianarantsoa. Tamin’ […]