Mois : mars 2023

« Ligue des Champions » : hanala vela amin’ny Dortmund ny Chelsea

Hotanterahina anio ny fi­haonana eo amin’ny Chelsea, klioba anglisy sy ny Dort­mund BVB, klioba alemà. Lalao ampahavalon-dalana miverina ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa na “Ligue des Champions” (LDC). Fihao­nana atao ao amin’ny kianjan’ ny Stamford Bridge. Heverina ho toy ny lalao famaranana kely ny fihaonan’ny roa tonta. Hanala vela […]

Fifanintsanan’ny Can: nifandinika ny fanomanana i Dupuis sy ny minisitra André Resampa

Nanatanteraka fitsidihana tamin’ny fomba am-panajana ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, André Haja Resampa, teny Ambohijatovo, ny mpanazatra ny Barea, i Nicolas Dupuis. Niresaka momba ny fanomanana ny fifanintsanan’ny Can 2023 izy ireo. Taorian’ireo tomponandraikitra ambony eo anivon’ny fanatanjahantena sy filohana federasiona isan-tsokajiny, tonga niarahaba sy nirary soa ny […]

Africa Code Challenge 2022 : laharana voalohany ny solontena malagasy

Voahosotra ho mpandresin’ny «Africa code Challenge 2022 » ny solontena malagasy. Tamin’ny alalan’ny tetikasa Ravinala, niarahan’i He­nin­tsoa Camille sy Warren Mériti ary Shekinah Maye­van, nisalahy no nahazoana izany vo­katra izany. Loha­he­vi­try ny fifaninanana tamin’iny taona iny ny hoe «Hiara-hiaro ny tontolo iainana isi­ka». « Ity andiany ity no nampitaintaina indrindra. Mbola nasehon’ny […]

Nosy Varika : tonga ny fanampiana

Nizara fanampiana sy tohana ara-tsakafo  ho an’ireo vahoaka marefo sy  niharan’ ny  voka-dratsy  nateraky ny rivodoza Freddy tany Nosy Varika ny fitondram-panjakana. Hanamaivanana ny fahasahiranan’ny mponina sy hahafahan’izy ireo miarina haingana izany. Tokantrano miisa 1864  ao amin’ny fokontany 16 ao anatin’ny kaominina an-drenivohitr’i Nosy Varika no nisitraka ny Vatsy tsinjo  […]

Boriborintany enina :1200 ny kopia hozaraina amin’ny mponina

Nosokafana tamin’ny fo­mba ofisialy, omaly, tetsy amin’ny biraon’ny boriborintany fahefatra ny fizarana kopia faobe. Mahatratra 1200 izany, hozaraina manerana ny boriborintany enina eto An­tananarivo Renivohitra. Hisi­traka izany ireo ankizy latsaky ny 12 taona eny anivon’ny fokontany. Tanjona ny hana­m­piana ny zaza sy ny ray aman-dreny manana olana amin’ny tsy fananana […]