Mois : mars 2023

Atsimo Andrefana: manan-danja ara-toekarena sy ara-tsosialy ny Base Toliara

Tsy voalohany ny fanairan’ ny kaominina Tsianisiha ny fanjakana handray fanapahan-kevitra hanokafan’ny filoham-pirenena indray ny Base To-liara. Nivory izy ireo ny herinandro lasa teo, niaraka tamin’ ny ben’ny Tanàna, Rakoto­mavo Doody Jummerman. Ho azy ireo, zava-dehibe ny lanja ara-toekarena entiny, toa ny famoronana asa, ny hetra sy ny tamberim-bidy, ny […]

Vehivavy fahiny tokoa izany !

Mijery tahirin-kevitra sy tahirin-tsary tany amin’ny taona 1958… Mahita ireo vehivavy malagasy, « mihaja », « manaja » ! Mihaja satria tsy mitsipaka ny kolontsaina sy ny soatoavina ary fahendrena navelan’ireo razany. Fitafiana maotina sady manana ny heviny avokoa ny nitondrana azy fa tsy noentinkentim-poana. Manaja na manome haja ny tena manao azy sy ny […]

ANAC Analamanga : hisy ny fiofanana mamoron-kira

Hotontosaina manomboka ny alarobia 8 marsa 2023, eny amin’ny Anac sampana Ana­lamanga, Tranombokim-pirenena, Anosy, ny fiofanana momba ny fandalinana sy fanoratana hira manaraka ny fenitra iraisam-pirenena, hetsika ho an’ny mpampianatra sy mpianatra eo anivon’ny Anac. Ny Akademiam-pirenen’ny zavakanto sy ny kolontsaina, sampana Analamanga no mikarakara ny hetsika, eo ambany fiahian’ny […]

Taorian’ireo « cabarets »… : hisedra seho goavana amin’izay i Lalie

Nanjakan’ny fihetseham-po tanteraka ny fiarahana voalohany nanamarika ny fiverenan’i Lalie an-tsehatra. To­raka izany ihany koa ny faharoa, izay notontosaina ny zoma lasa teo, tetsy amin’ny Pietra Hôtel. Vaovao lehibe nambaran’i Lalie ny hisian’ny seho goavana amin’izay, ato ho ato. Efa fantatra fa hotontosaina ao amin’ny CCEsca Antanimena io, manomboka amin’ny […]