Nisy ny atrikasa ho an’izay lina te hahay sy hiantsehatra eo amin’ny karazana hatsikana “Stand up”, omaly, teny amin’ny “Kinga”, Mahamasina. Ny fikambanana “Komedy Club” no nikarakara ity hetsika ity. Fampianarana mahakasika ny “Stand up” no nameno ny fandaharam-potoana ny tapany maraina. Seho an-tsehatra nanehoan’ireo nianatra izay nampitaina taminy kosa […]
Mois : mars 2023
« Seho kanto » : hifandimby an-tsehatra ny Maf ‘B sy ny Voa’Art
« Voa’art », The National Orchestra of Madagascar. Araka ny anarany, orikesitra nasionaly Malagasy Folkloric Band na ny Maf’B, tropy nasionaly koa, miangaly ny hira sy dihy vakodrazana. Sambany vao nanana izany isika hatramin’izay. Na dia efa tamin’ny taon-dasa aza no nitsangana ny Voa’Art sy ny Maf’B, mbola anatin’ny fampahafantarana azy ireo […]
“Printemps des Poètes 2023” : nahazo ny anjarany ny rehetra
Notontosaina teny amin’ny Alliance Française de Tananarive, AFT Andavamamba, omaly ny hetsika “Printemps des Poètes 2023”, andiany faha-25. Hetsika natao hanehoan’ireo mpahay kanto manana ny maha izy azy eto amintsika ny traikefany eo amin’ny hay kantony avy. Ny Aft Andavamamba sy ny masoivohon’i Frantsa no nikarakara ny hetsika, niaraka tamin’ny […]
Lydie Ratefiarison – « Tsara hira tsara mozika »: « Hampitomboina ny fahalalana ny hira bagasy
Iray amin’ireo mampiavaka ny hira malagasy ny bagasy. Na izany aza, mbola vitsy ihany ny mahafantatra azy ity. Ho fanarenana ny lesoka, hisy ny fifaninanana « Tsara hira tsara mozika ». Hifarana ny 30 marsa izao ny fisoratana anarana amin’ilay fifaninanana « Tsara hira tsara mozika » karakarain’ny Sehatra Bagasy. « Tanjona ny hampitombo ny […]
FIM 2023 : hiompana amin’ny fanajana ny tontolo iainana
Hotanterahina ny 11 hatramin’ny 14 mey izao, etsy amin’ny Forello Tanjombato ny Foire Internationale de Madagascar (FIM), andiany faha-17. Hiompana amin’ny fanatsarana sy fampahafantarana ny zava-misy momba ny fanajana ny tontolo iainana maharitra ny hetsika, raha ny nambaran’ny mpikarakara. “Hisy fampirantiana maneho izany eny an-toerana mba hanentanana ny rehetra handray […]




