Hitohy rahampitso alahady 16 avrily, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andro fahatelo, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby XXL Top 20. Fihaonana efatra no voalahatra amin’izany. Anisan’ny fihaonana hisongadina, ny fifanandrinan’ny TFA Anatihazo sy ny XV Fa Ampasika. Adin’ny samy kartie ka heverina fa ho toy ny famaranana […]
Mois : avril 2023
“Playoff – OPL” : ho fantatra anio sy rahampitso ireo ekipa 8
Hotanterahina anio sy rahampitso ny andro faran’ny fifaninanam-pirenena “Orange Pro League” (OPL), taranja baolina kitra. Araka izany, ho fantatra aorian’ny voka-dalao rehetra ireo ekipa valo hanao ny “Playoff 2023”. Tsiahivina fa mbola ekipa efatra ihany hatramin’izao no efa tafita, anisan’izany ny ekipan’ny Fosa Junior FC Boeny, Cosfa Analamanga, ho an’ny […]
Basikety : raikitra ny “Mibala Tournament”
Andro sisa hisaina dia higadona ny fifaninanana basikety “Mibala Tournament”, karakarain’ny ISPM (Institut Supérieur Polytechnique de Madagascar). Fifaninanana hotanterahina ny 17 hatramin’ny 24 avrily ho avy izao. Hizara roa ny kianja handray ny lalao, araka ny fanazavana nentin’ny mpikarakara. Hisy ny lalao hatao ao amin’ny Espace Ravintsara Mahamasina. Hisy kosa […]
Judo-Mada 2023: hiakatra kianja, anio, Rasoanaivo Razafy Laura
Nanomboka, omaly, etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy rehetra, taranja Judo. Mpikatroka 400 manerana ny Nosy no mandray anjara. Anio no hiakatra an-kianja ny laharana voalohany eran-tany, eo amin’ny sokajy Junior, latsaky ny 70 kg. Rasoanaivo Razafy Laura. Ny sokajy Senior no hifaninanany amin’izany, hifanandrinany amin’i […]
Harena an-kibon’ny tany : nasiam-panovana ny lalàna vaovao
Taorian’ny fankatoavan’ ny filankevitry ny minisitra ny volavolan-dalàna vaovao mifehy ny harena an-kibon’ ny tany (code minier), ny alarobia lasa teo, nitondra fanazavana Rakotomalala Olivier Herindrainy, minisitry ny Harena an-kibon’ny tany. Nambarany nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety teny Ampandrianomby, omaly antoandro, fa anisan’ny nasiana fanovana anatin’ity lalàna ity ny […]




